fanalavana

1. nathie86 ( 14/09/2009 11:31)
In aza no fanalavana ny "fil" ô????
novalian'i xxx ny 18/09/2009 14:09
2. ari.malala ( 14/09/2009 11:37)
rallonge :P
3. nathie86 ( 14/09/2009 11:41)
tapitra sahady mdrr :-D
4. booboo ( 14/09/2009 11:59)
:-D :-D :-D fohy kely izany rallonge zany raha izao :-D :-D
5. xxx ( 14/09/2009 22:33)
poy : fil = Friends In Love : namana serasera mifankatia.
Dia hoe FIL be @nao aho!
:wink:
6. nathie86 ( 15/09/2009 05:34)
ahhhhh, samy manana ny fil an'zany eh :)
7. xxx ( 15/09/2009 05:36)
zao ndray ary:
inona ny voankazo vendrana sy doma ndrindra?
de inona ny voankazo tena be atidoha sy miketrika indrindra?
8. nathie86 ( 15/09/2009 08:42)
voankazo dondrona : paoma
voankazo miketrika : voasary mdrr
je fais le mitsatotsatoka :lol: :lol:
9. Lejoba ( 15/09/2009 11:28)
tena paiso mihitsy izay nametraka ilay fanontaniana. ny pôkanelina no tena be atidoha :lol:
10. kwit ( 15/09/2009 12:51)
sakoala satri marikivi2 b
hihihihih
11. rhina ( 15/09/2009 14:52)
voamadilo ary mbola markivy noho ny sakoala ko hiii!!! : kwit
12. kwit ( 16/09/2009 05:22)
fa inn @ zay ary le vokazo eh
AFA-PO zay
13. ari.malala ( 16/09/2009 06:55)
le dondrona hono paiso e! d le miketrika pokanelina :P ze fé le kopiékolé :P
14. peta83 ( 18/09/2009 08:53)
Sali doly! ina ary ny fanalavana ny MAPUTO??
15. xxx ( 18/09/2009 14:09)
paiso le vendrana ndrindra (refa misy mtady hanambaka de oe ko ra tsy paiso za ko)
coco ny mketrika sy maay ndrindra (refa misy oul maay be de we coco iny a!)
de zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2597