Matematika

1. dangytsmaty ( 14/09/2009 08:12)
ze mahay mamaly
hoy ty vorona 1 rah nandalo reto vorona maro2: Akory rey vorona zato?
namaly ny ankilany: Tsy 100 zahay fa! zahay miampy ny 1/2nay(atsasakay), miampy anao zay vô 100
Firy ary le vorona nandalovany ô!
Maztouououou ary é!
novalian'i xxx ny 13/10/2009 19:57
2. hery ( 14/09/2009 09:53)
Raha tena matematika dia

x + x/2 + 1 = 100

2x + x = 99 x 2
x = 198 / 3

x = 66

Dia 66 zany ny isan'ny vorona :-)
3. Lejoba ( 14/09/2009 22:27)
tsy mety izany !
ataovy hoe : W ny isan'ny vorona mandalo, dia V ny antsasany. Miampy I ilay vorona lalovana.
Dia manome hoe : W+V+I = 100
Dia vao mainka very ny tsy tia matematika ha ha ha :-D :-D :-D
4. dangytsmaty ( 16/09/2009 07:47)
Merci t@ le W sy V e! hevtra mety iny nefa tsy mahava olana. Lay an'i Hery no marina Ok!
5. dangytsmaty ( 16/09/2009 07:53)
Merci t@ le W sy V e! hevtra mety iny nefa tsy mahava olana. Lay an'i Hery no marina Ok!
Mazto milalao daholo
6. xxx ( 13/10/2009 19:57)
V=vendrena
W=wine
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227