Anniversairen'ilay Mpangataka

1. Bita ( 13/09/2009 09:50)
Nisy mpangataka iray efa fantatr'olona rehetra. Ao @ mpanao mofo no toerana tena fandehanan'ity mpangataka ity. Mahazo mofo izy isaky ny mangataka. Indray andro ary nofidiany izay zavatra nangatahany. Mba mangataka gateaux tompoko o. Hoy ilay mpivarotra tsy mahavoky ny gateaux fa ny mofo no mahavoky. Dia hoy ilay mpangataka ka mba anniversaireko anie androany e!
novalian'i xxx ny 13/10/2009 20:00
2. sitlo ( 13/09/2009 10:44)
:-D
3. kwit ( 14/09/2009 11:32)
:lol:
4. booboo ( 14/09/2009 12:00)
:-D
5. Lejoba ( 14/09/2009 22:23)
dia novalian'ilay mpivarotra hoe : pour firy personnes?
Aiza kosa no dia hanao soa tapany
6. nathie86 ( 15/09/2009 08:37)
hihihihi, ntsôoo
7. rhina ( 16/09/2009 05:59)
:lol:
8. xxx ( 23/09/2009 01:04)
Lejoba:

dia novalian'ilay mpivarotra hoe : pour firy personnes?
Aiza kosa no dia hanao soa tapany



...pour 12 personnes hoy ilay mpangataka, mitetika ny ahazo gateau ngeda be, de nalain'ilay mpivarotra ny gateau de nozarainy 12, iny aloha ny anao fa avelao ny sasany ho avy eo haka ny anjarany :(
9. nathie86 ( 30/09/2009 11:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
10. ktsif ( 13/10/2009 16:25)
Lejoba:

dia novalian'ilay mpivarotra hoe : pour firy personnes?
Aiza kosa no dia hanao soa tapany

Dia faly ilay mpangataka ka mba nizesita niteny frantsay
-Tsy haim-pour moi fa ze omem-pour toi d'efa mety

11. xxx ( 13/10/2009 20:00)
anniversaire-ko androany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115