HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA

41. bibidia ( 18/08/2009 14:26)
non pas du tout fa @ isika gasy dia hanatra satria tsy culturen-tsika ilay izy
isika manjy olona tres discrete fa amanafin-tay antsalaka...
42. tess ( 18/08/2009 15:09)
bbd :-D
43. vale ( 18/08/2009 16:11)
bibidia:
non pas du tout fa @ isika gasy dia hanatra satria tsy culturen-tsika ilay izy
isika manjy olona tres discrete fa amanafin-tay antsalaka...
----------------------------------

:-D :-D :-D :-D :-D
44. Papoose ( 18/08/2009 18:04)
BBD, tandremo ary za anafenanao tay an-tsalaka eo :^)
45. bolida77 ( 19/08/2009 13:17)
Amiko manokana aloha raha fitiavana @ ankapobeny tsy misy ny tokony hahamenatra raha zany ZAY TIA ANIE HONO ADALA EH!!!!!!!!!!!
46. Papoose ( 19/08/2009 14:12)
dia zay tiana ko mitombo tarehy :�)
47. nathie86 ( 20/08/2009 12:30)
ari.malala:

Tsia! zà zao miteny @ olona tiako hoe tiako enao :^)

mdrr
:^) (l)
48. nathie86 ( 20/08/2009 12:34)
@ ko aloha ny mitory fitiavana 1 @ lhl tsy fanao ary tsy azo atao. Tsy asiany valera intsony enao. Hafa ny zavatra azony nisasariny sy ny oe tolorana ftsny.
Tsy any @ ilay henatra ndray ny ahy ito fa ilay principe miintsy.
49. vale ( 20/08/2009 20:32)
bolida:
Amiko manokana aloha raha fitiavana @ ankapobeny tsy misy ny tokony hahamenatra raha zany ZAY TIA ANIE HONO ADALA EH!!!!!!!!!!!
--------------------------
ianao misaina dia mahatsapa izany, ary iombonan-kvt mihintsy,fa misy ny manararao-paty hoe tiana dia tsy manisy valera araky ny voalaza etsy ambony na koa mety tsy hanaja ilay vhv, anefa anie raha nivadika ny rôle hoe ny lhl indray no kôtina dia raha mba ataon'ny vhv an'izany dia ahoana kely? :roll:
za lou tsy manome tsiny mintsy e, fitiavana io samy manana an'io doly kanou, sady @ izao andro efa mandroso izao ataoko fa tsy tokony hisy intsony ny fanavankavahana hoe satria vhv dia izao, satria ny lhl izao. ^^
50. mandrindra ( 24/08/2009 22:04)
mahamenatra ve ny manambara hevitra, mahamenatra ve ny mamoaka ny ao ampo?
toritorio, aposaposahy, fafazo eny rehetra rehetra eny fa fitivana io milay beee foana eeee
51. ari.malala ( 25/08/2009 11:18)
nathie, manin andry zà? :-D hita fa tena tiako izy d teneniko hoe tiako enao ko! :^) sady ts voatery akia hoe ts asiany valeran zany a! arakarany.
52. Crionlas ( 28/08/2009 11:37)
Raha izaho manokana kosa aloha!
Ataoko angamba fa tsy de fahendrena loatra raha vehivavy zan no mkôt na mamboraka fitia 1 zany k! sika vavavy efa mizaka anzao retra2 zao ndr1 ve no isolelek @n'delahy zan! Refa tinao izy de ataovy ze itoriany fitiavana1 de ref raikitra @zay aboray ze azo aboraka rehetra fa na n'lela ary nge na mseo milay oe tena lela zan fa mila teny mamy toky avy aminao ko izy;mba courage oe tina" Tiam'bad k maay mresak" mzasta aloan'ny topon.
Sady tsy hita ko ze maha fitia mfamaly azy raha nlela foana no anome tany mamy & fampaerezana.
Tsy hanatra leiz fa menatra n'tenako aho raha izaho izan, manan-zo @ sika vevav nef very zo sika raha mtsabak,afa-barak sady ataon'ny olona tsin2, tsisy valera otran'ny volamena sandoka,ko ny maha ianao anao az fa tsisy ko!
Refa saro-kenatra izy de alao oeo fa nbandy tsy lan lanina,refa tsy foinao de forseo iten ra tena tia izy tsy maints jaloux de vomay ataovy mandra-pitenenany fa ref tsy mten de adaboy sady mihevera tena fa tsy lehila izy zay :-D (ra tia anao le lela fa tsy mtonatonana @tsy tia de miditra àklôty goka nd1 @zay de grobak eo)
53. Crionlas ( 28/08/2009 11:42)

54. Crionlas ( 28/08/2009 11:47)

55. Crionlas ( 28/08/2009 12:02)

56. Crionlas ( 28/08/2009 12:08)
Raha izaho manokana kosa aloha!
Ataoko angamba fa tsy de fahendrena loatra raha vehivavy zan no mkôt na mamboraka fitia 1 zany k! sika vavavy efa mizaka anzao retra2 zao ndr1 ve no isolelek @n'delahy zan! Refa tinao izy de ataovy ze itoriany fitiavana1 de ref raikitra @zay aboray ze azo aboraka rehetra
Sady tsy hita ko ze maha fitia mfamaly azy raha nlela foana no anome tany mamy & fampaerezana.
Tsy henatra leiz fa menatra n'tenako aho raha izaho izan, manan-zo sika vevav nef very zo sika raha mtsabak,afa-barak sady ataon'ny olona tsin2, tsisy valera otran'ny volamena sandoka,ko ny maha ianao anao az fa tsisy ko!
Refa saro-kenatra izy de alao oeo fa nbandy tsy lan lanina,refa tsy foinao de forseo iten ra tena tia izy tsy maints jaloux de vomay ataovy mandra-pitenenany fa ref tsy mten de adaboy sady mihevera tena fa tsy lehila izy zay (ra tia anao le lela fa tsy mtonatonana @tsy tia de miditra @klôty goka nd1 @zay de grobak eo)
57. Crionlas ( 28/08/2009 12:18)

58. Crionlas ( 28/08/2009 12:34)
Raha izaho manokana kosa aloha!
Ataoko angamba fa tsy de fahendrena loatra raha vehivavy zan no mkôt na mamboraka fitia 1 zany k! sika vavavy efa mizaka anzao retra2 zao ndr1 ve no isolelek @n'delahy zan! Refa tinao izy de ataovy ze itoriany fitiavana1 de ref raikitra @zay aboray ze azo aboraka rehetra
Sady tsy hita ko ze maha fitia mfamaly azy raha nlela foana no anome tany mamy & fampaerezana.
Tsy henatra leiz fa menatra n'tenako aho raha izaho izan, manan-zo sika vevav nef very zo sika raha mtsabak,afa-barak sady ataon'ny olona tsin2, tsisy valera otran'ny volamena sandoka,ko ny maha ianao anao az fa tsisy ko!
Refa saro-kenatra izy de alao oeo fa nbandy tsy lan lanina,refa tsy foinao de forseo iten ra tena tia izy tsy maints jaloux de vomay ataovy mandra-pitenenany fa ref tsy mten de adaboy sady mihevera tena fa tsy lehila izy zay :-D (ra tia anao le lela fa tsy mtonatonana @tsy tia de miditra àklôty goka nd1 @zay de grobak eo)
59. Papoose ( 28/08/2009 13:30)
fa naverina impiry re izy ty ee!! :-D
60. Koditra ( 29/08/2009 18:11)
HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA
Mino a fa olona 2 efa nifanerasera no tiana horesahana eto fa tsy oe olona vao nifankahita 1 andro akory.
Amiko aloha tsy misy tokony hahamenatra ny vhv mitory fitiavana, io fitiavana io koa raha vao tsy avoaka dia lasa mankarary.
Fa vao maika tsy olana mihitsy raha toa ka efa itany taratra mialoha t@ alalan'ny serasera nifanaovany fa manampitiavana azy ilay lhl.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257