BEIGNET DE POIVRON

1. xxx ( 12/08/2009 10:58)
sao mba misy afaka manoro le fanaovana le paty lafarina beignet iny
fa za nanao de tsy miraikitra @ le poivron lepaty farine
misaotra betsaka
novalian'i vale ny 14/08/2009 16:52
2. Lejoba ( 12/08/2009 23:42)
mitovy @ fanaovana beignet de piment :D :D :D
3. vale ( 14/08/2009 16:52)
aza atao matsora ny pate-n'ilay farine fa atao marihatra tsara e, dia asiana levure kely, bon ap' :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4887