Kalo mampiraikitra ???

21. xxx ( 01/01/2010 18:39)
:-D :-D :-D :-D
22. jarifa ( 03/01/2010 09:48)
Tena misy io ranamana sady efa nahita anio aho fa tena mandaitra io an,
raha te hanaporofo azy ianareo dia omeko ilay toerana dia andramo, Raha hainareo ny tena fiavian'ireny voasary Grefy ireny dia eny no tena mampiasa be dia be ireo karazana "kalo" ao ny kalo mitazona, mahabe kibo, mampiasa, mahavarimbarina,....
Eny Ambohijafy Fenoarivo io toerana io ary raha mahalala olona avy eny hianareo dia somary anontanio fa tena misy io zavatra io, ary ny fazahoako azy dia tsy izy hoe paiso maniry eo an-tokotany akory dia misy azy kosa hoe zavatra mise en valeur e. Ody gasy izy aloha raha ny fahafatarako azy e,
Fa io kalo mampiasa io, ho tataraiko kely angamba ho an'izay liana:
raha toa ianao nangalatra voasary teo aminy taniny ka tratran'io kalo io, dia lasa Automatique ianao maka angady any @ ila tompony dia lasa ianao miasa any an-tsahany any dia toy izay fa maro e. tandremo ihany fa sao tratran'izany fa dia loza.
23. Ratoa ( 03/01/2010 20:42)
tratry ny taona aloha.

Marina mihitsy ny voalazanao ry jarifa. Tena malaza mihitsy Ambohijafy amin'izany fa jereo fa tratra masaka eny daholo ny voasary.

Ary amin'ny fomba gasy, tsy ny ankizy managala-boankazo no atao hoe mangalatra. Kilalao-njaza ireny na dia mahasorena sy mandiso fanantenana nytompony aza.
Ny mihinana eo ampotony koa tsy mangalatra . Fa mitovitovy amin'ilay teny hoe "hani-masaka tsy misy tompony."
Ny atao hoe mangalatra dia ny maka tsy mihera amin'ny tompony ka mitondra mody. Na iray paosy na iray sobika na iray taonina no entinao mindaosy dia halatra izany.
24. xxx ( 03/01/2010 23:21)
jarifa:

Tena misy io ranamana sady efa nahita anio aho fa tena mandaitra io an,
raha te hanaporofo azy ianareo dia omeko ilay toerana dia andramo, Raha hainareo ny tena fiavian'ireny voasary Grefy ireny dia eny no tena mampiasa be dia be ireo karazana "kalo" ao ny kalo mitazona, mahabe kibo, mampiasa, mahavarimbarina,....
Eny Ambohijafy Fenoarivo io toerana io ary raha mahalala olona avy eny hianareo dia somary anontanio fa tena misy io zavatra io, ary ny fazahoako azy dia tsy izy hoe paiso maniry eo an-tokotany akory dia misy azy kosa hoe zavatra mise en valeur e. Ody gasy izy aloha raha ny fahafatarako azy e,
Fa io kalo mampiasa io, ho tataraiko kely angamba ho an'izay liana:
raha toa ianao nangalatra voasary teo aminy taniny ka tratran'io kalo io, dia lasa Automatique ianao maka angady any @ ila tompony dia lasa ianao miasa any an-tsahany any dia toy izay fa maro e. tandremo ihany fa sao tratran'izany fa dia loza.

aza milaza tsaho eo lesy an ,tsy lazaina koa fa ny mandaka rindrina mahafaty raibe,ny manondro fasana mahaboka sns.

25. xxx ( 04/01/2010 09:46)
xxx:

Mihidy ny v...n'i xxx23 ah ah ah

:-D :-D :-D ,T@ izahay nananika ny paison-dratoa t@ mbola ankizy dé fantatray fa ny teo antokotaninay kou dé nasina kalo daôly ny paiso rakena , ny poara ,ny abricot ! dé izay no nahatonga anay tsy nanandrana nihinana fa naleo ny an' olona alou no angalàna atao gouter tsindraindray. :lol: :lol: :lol: Teo ambohimitsimbina zay ry ratoa !!
26. jarifa ( 04/01/2010 10:20)
>>>xxx>>>
Tsy milaza tsaho aho fa mandehana eny dia andramo fa ho itanao dia aza mitaraina eto refa voa, sady ireny tsy mino ireny anie no tena tratran' io e
mitovy @ fanafody gasy ihany io e. raha mbola tsy nahita olona voan'ireny fanafody gasy ireny ianao dia tsy mahagaga raha tsy mino ka.
ary aza afangaro @ anatry ny taolo koa ny resaka fanafody fa tsy mitovy velively ny mandaka rindrina sy ny kalo :o
27. xxx ( 04/01/2010 12:20)
Ka raha tsy misy hatao ka handeha hangalatra fruit any @ ry zareo mpanao fanafodigasy!! Ny tsena feno, ny supermarché manginy fotsiny ka hataoko inn izay voankazo ao an-tokotaniny ,fa ity fampitandremana tena raitrrra be ity no tena nampihomehy anie e!!
Na hafangaro na tsia dia tsy handaitra amiko e! Tsy handoto rindrina @ tsy antony aho, ary tsy mila izay voankazo mora lo rehetra izao!!! :roll: Asanareo mino an'izany fa asan'adala no fahitako azy ireny ka mifotoera @ tompony! :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
28. Ratoa ( 04/01/2010 23:12)
tena hitako tsara mihitsy ny misy anareo ry xxx â!
Ary mampiomehy koa ity ianao!!!! :lol: :lol: :lol: :lol:

Milaza tsy mino anefa mibebaka indray fa misy kalo ny voankazonareo. Dia avy eo indray milaza ny hoe "mifotera any amin'ny tompony"!!! :lol: :lol: :lol: :lol:

Ary afangaronao daholo ny zava-drehetra. Ny tokotaninareo tsy nisy hafa tsy pibasy sy paiso gasy vitsy voa fa ny paiso rakenanay sy ny paiso fon'ombinay no tena nasianareo.

Indraindray moa ianareo dia nody hendry ihany fa naika tratra am-bodi-paiso dia nody nangataka hoe "mba omeo paiso rakéna re tompoko ho hanina amin'ny sakay" !!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
29. jarifa ( 05/01/2010 06:57)
xxx:

Ka raha tsy misy hatao ka handeha hangalatra fruit any @ ry zareo mpanao fanafodigasy!! Ny tsena feno, ny supermarché manginy fotsiny ka hataoko inn izay voankazo ao an-tokotaniny ,fa ity fampitandremana tena raitrrra be ity no tena nampihomehy anie e!!
Na hafangaro na tsia dia tsy handaitra amiko e! Tsy handoto rindrina @ tsy antony aho, ary tsy mila izay voankazo mora lo rehetra izao!!! :roll: Asanareo mino an'izany fa asan'adala no fahitako azy ireny ka mifotoera @ tompony! :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D

tsy resaka misy atao sy tsy misy atao fa resaka kalo ny an'ny tompona sujet dia mino ianao tsara tsy mino ianao dia mandehana ihany mangalatra fa refa ela notoratorahave ianao tsy havoa mason'angatra eny ihany e, resaka fruit nangalarina no andeha analako baraka ny tenako eeeeeeee, az miditra @ izany
30. ialahy ( 08/02/2013 17:34)
ko maninona ry zareo raha trandrahana tsara izany resaka kalo zany a!
raha famakiko ny resakareo dia otrany hoe azo atao manampy mpiara-belona amin'izany.
Ohatra hoe asina kalo ny finday, ny fananao rehetra dia rehefa misy maka iny dia mamerina e!
raha atao malaza be izany resaka izany ka trandrahany mpanao gazety dia mino aho fa mety hiverina taminy andro ntaolo isika hoe tain' omby mivadika aza tsy mis maka :)))))
31. ral_ ( 09/03/2013 16:13)
Mifona re fa averiko ny mot de passe -nao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6571