You are here: home > Forum

Silamangany

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : Silamangany
Valiny : 6
Baovola2 - 15/06/2009 12:55
Hono h'aho r'ireto, hainareo ve r'ireto hoe, inona ny silamangany @teny frantsay ? te-hihinana mafy aho fa tsy haiko akoriny ny paoziny aty ivelany aty dia mba ny anarany ohatra no itadiavana azy,

misaotra mialoha e, efa manonofy lasopy silamangany aho ato :oops:
Valio | Miverina eny ambony
simplex - 15/06/2009 16:01

silamangany= sila(ka)+ manga + (a)ny

silaka fanahy izao hoe ame soeur izany hoe silaka = ame
misy koa hoe "silaka be izany" midika hoe c'est tro ridicule
zany hoe silaka= ridicule

manga: bleu na hoe mangue

any: son na hoe sa ...

:arrow: son ame bleu

Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 16/06/2009 05:50
:-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 16/06/2009 17:02
=)) =)) =)) c la soupe de son ame bleue v zany zany sa la soupe bleur de son ame :-D
Valio | Miverina eny ambony
Baovola2 - 19/06/2009 15:20
:?:
Valio | Miverina eny ambony
tantaramanga - 03/02/2013 06:43

Baovola2
Hono h'aho r'ireto, hainareo ve r'ireto hoe, inona ny silamangany @teny frantsay ? te-hihinana mafy aho fa tsy haiko akoriny ny paoziny aty ivelany aty dia mba ny anarany ohatra no itadiavana azy,

misaotra mialoha e, efa manonofy lasopy silamangany aho ato :oops:

Articulation genou de bœuf no angatahako miaraka @ maximum ligaments, mazotoa homana !
Valio | Miverina eny ambony
tantaramanga - 03/02/2013 10:09