Karamaina hitsidika takelaka

1. LibrePenseur ( 04/06/2009 11:16)
Miarahaba,

Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, karamaina ianao hitsidika takelaka, tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana aminy:
http://www.neobux.com/?r=ferox
https://www.palmbux.com/register.php/feroxman.html
http://bux.to/?r=feroxa
http://www.valuebux.com/?ref=ferox
http://www.donkeymails.com/pages/index.php?refid=ferox

Tsara koa raha manokatra kaonty (sur internet) handraisana ireo vola azo:
https://www.alertpay.com/?ennp2OOWGHJ%2bMYFLSsoxKA%3d%3d
https://www.moneybookers.com/app/?rid=7530288

Aza misalasala manoratra amin'ny rado.andri@gmail.com raha mila fanazavana fanampiny. Marihiko fa mbola tsy mety eto amin-tsika ny compte paypal ka izay no hanomezako ireo 2 hafa ireo.

Raha misy mahita fomba hafa dia arosoy eto ho hitan'ny namana sasany.

Misaotra!
2. locl ( 04/06/2009 15:05)
Merci fa ho jerena,
fa tsy toraka blĂ´ akory io an
3. LibrePenseur ( 05/06/2009 05:52)
Tena azo antoka ireo fa tsy bilao kah ! tsidiho isan'andro ny takelaka asehony dia ho hitanao ny vokany.
4. ndretsa2009 ( 07/06/2009 13:28)
mlay io ra tsy blage fa te hafantatra aho hoe ahoan avy ny fika rehetra @zany
5. LibrePenseur ( 07/06/2009 19:54)
Misoratra anarana (maimaimpoana) tsirairay amin'ireo tranon-kala ireo ianao, manorata amin'ny rado.andri@gmail.com avy eo raha mila fanazavana fanampiny satria tsy azo atao ny mitantara azy eto fa sady ho lava no tsy mety.
6. rhina ( 03/09/2009 14:00)
tena tsy azoko reto le iz fa mba ampio za a
7. librepenseur ( 21/06/2011 16:38)

rhina:

tena tsy azoko reto le iz fa mba ampio za a

Izao e! tsidiho ny tranonkala eto ambany dia ho azoazo kokoa ny fandehany ...
http://volagasy.weebly.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485