sex and the city

1. sitlo ( 26/05/2009 06:00)
Nareo ve tsy mahita hoe ohatra ny lavage de cerveau izany iny serie iny?
novalian'i fritou ny 17/06/2009 14:37
2. simplex ( 26/05/2009 11:01)

serie am-behivavy iny ee,
otran'ny desperate housewives ihany :)

:roll:
3. Lejoba ( 26/05/2009 11:51)
vao ilay lohanteny dia ahazoana taratra ny ao anatiny.
Aiza koa no misy olona miaina toy ireny, vao mihodina kely dia raikitra @ izay tratra eo.
Niserana kely aho dia nivoaka fa tsy misy dikany ilay izy
4. fritou ( 17/06/2009 14:37)
za ndray alou maita oe ny desperate housewives sady mba mapme no misy drame sy resa-behivavy (zay no maha série ho an'ny vehivavy azy!) fa le sex and the city de tena tsis dikany mitsy , zany rah tsy tena mi tourner autour du sexe ny fiainany! nande isaky ny am 18h am otv izy iny fa lasa novain zareo am 22h fa tsy mety am akizy satri vicieuses lotra lé oul ao anatiny ngamba!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1509