You are here: home> Forum

Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
Valiny : 6
Noue - 13/02/2009 14:25
mba diniho kely anie ity eee!!

14:00 - L’Ambassade de France démenti les propos d’Andry TGV tenus sur la place du 13 Mai hier. Celui-ci avait déclaré que durant les entretiens d’hier, Mr Joyandet l’aurait salué en utilisant le terme de “Mr le Président”.
Valio | Miverina eny ambony
tarzand - 13/02/2009 14:33
tokony nitohy kely hoe : Monsieur le Président du quartier 13 Mai
Valio | Miverina eny ambony
zama91 - 13/02/2009 14:50
AZA ADINO FA METY HO FANESOANA AZY IZANY
Valio | Miverina eny ambony
salopard - 13/02/2009 15:10
et ça ce n'est pas de la merde ?
RAVALO n'est pas un MYTHO ?

http://fr.allafrica.com/stories/200901300357.html
Valio | Miverina eny ambony
bozyboleta - 13/02/2009 15:52
Raha mba vitan'ny démenti ange tsy maninona fa misy izay tena maharikoriko mihitsy fa manimba fiainan'olona iray manontolo.
Tsy lainga ve no nahamay sy nahavoaroba ireo tranon'olona sasany?
Tsy lainga ve no nahatonga ny andian'olona nigafy ny hotely teo Antaninarenina nolazaina ho mpanafina mercenaire?
Tsy lainga ve no anendrikendrehina ny hotely iray eo @ arcade nolazaina fa manafina tireur d'élite?
Tsy lainga ve no mampitaintaina ireo olona voasoketa @ tsisy dikany toy ny Filohan'ny Fiangonana FJKM?

Efa tena tranon-dainga mihitsy ka mora mahita lainga foronina foana.
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 13/02/2009 18:26
raha neutre marina aza ny frantsay dia inona no hitonatonanany aty Mada? sa oe tsy maintsy tonga aty aloha izy hitenenany oe izahy neutre!!! matoa tonga aty dia misy dikany eo fa tsy mibadrabadra oe neutre !neutre!
Valio | Miverina eny ambony
terrywui - 21/10/2009 18:49
slt Noue ! tena efa nalaelo be anlah mitsy alou za fa lainga lainga e! aiza ve letsy ry noue de tsy mb hita mitsy elah , fa aona e! :* :* :* :* faly mitsy ah zao mahita anlah ! ka innn no tianlah ataoko amalah ry Noue ?
Valio | Miverina eny ambony