MAIKA BE

1. amejah ( 16/01/2009 07:16)
bjr!
J'aimerai savoir si vous pouvez m'aider a trouver un peu de taf pour m'occuper.
Je cherche un assitant de direction ou autre c pas grave.

Alors ecrivez moi

merci
novalian'i Seeno ny 28/02/2010 09:29
2. xxx ( 16/01/2009 10:40)
amejah:

bjr!
J'aimerai savoir si vous pouvez m'aider a trouver un peu de taf pour m'occuper.
Je cherche un assitant de direction ou autre c pas grave.

Alors ecrivez moi

merci



Inona no dikan izany ? Angaha tsy mahay miteny gasy
3. Mirananirina ( 17/01/2009 13:42)
un peu de taf pour m'occuper

inona marina izany
4. naina3 ( 17/02/2009 08:11)
Urgent ? :?: :?:
5. Lejoba ( 25/02/2009 13:06)
taf = travail à faire.
Izaho mpampiasa fa na ilay fomba firesaka aza tsy mampirisika handray azy. hanao assistant de direction izy koa miandry tolorana eo ampototry ny solosaina eo. Mba azony an-tsaina ve fa homme (na femme) à tout faire-n'ny deba izany? Mitsikaraka eran'ny tanàna raha te hiasa. Mazava? :evil:
6. sarobidy ( 10/04/2009 13:12)
tsy arako mits le oe taf hihihi
7. azamanadino1 ( 25/12/2009 14:04)
na za ary maharaka any zany fa nareo ve tambawaxa e fiteny zany taf zany e otrany hoe je recherche du taf fa saingy otrany jomaka maninona raha mikozy hoe je suis ouverte a toute proposition mdr tonga de je dis oui aza adino mamaly an ptdr
8. Seeno ( 28/02/2010 09:29)
ka zay mantsy, ny olona mandalo @tony tsy voatery ho pitovo daholo ka aharaka ity mot argot rehetra ity, ka normal ny sasany raha tsy mahazo.
sady resaka asa zany serieux be ka tsy tokony ba fiteny matotra koa ny atao eto zany, mety ba mandalo @tony ihany anie ireny manager na grande entreprise ireny mijerijery eh, enga anie :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2534