Entrée

1. ARINOFY ( 14/01/2009 07:10)
za ry reto hanao fanasana nefa tsy manana idée mihitsy @ fanaovana entrée.Mba omeo recette ny entrée froide sy chaude ane za e.Lay moramora atao ireny fa za tsy de tena mahay mahandro loatra.Misaotra mialoha.
novalian'i Noue ny 19/01/2009 12:04
2. Noue ( 14/01/2009 07:48)
http://www.delices-defrance.com/entrees/index.html
http://www.marmiton.org/recettes/top_50_internautes_entrees.cfm
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/257/1/r/a/entree_froide.shtml
misafidiana retsy ao fa bobaka be aaa ! dia mazotoa eee :)
3. ARINOFY ( 14/01/2009 08:04)
Misaotra aky Noue a,mba andramako ny iray @ reo.Fa hono oa inona aky no mba mora atao @ reo a?
4. Noue ( 14/01/2009 08:17)
izaho retsy rehefa manao entrée dia izay tsotra indrindra no ataoko eee! oatra zao oe manao salade mélangée aho aaa ! dia hafangaroko ao daholo !
oatra zao aaa! salade+maïs+tomates+cornichon+carotte+courgette+fromage+ sy izay tiandriko eee!
ny carotte sy courgette aloha dia mampangotraka rano+sira+vinaigre blanc dia harotsaka ao ny carotte sy courgette tena juste oe à peine 2mn dia atao anaty rano mangatsiaka avy hatrany mba tsy ho masaka ireo dia lasa crokanty mitovy @ cornichon :miam: :miam: :miam:
rehefa vita daholo ireo dia hendasiko mikarepoka ny jambon na lard fumé dia rehefa ataoko anaty plat ny rehetra dia io no ataoko eo amboniny farany manome endrika azy. :)
5. ARINOFY ( 14/01/2009 11:00)
za koa refa manao cake de tsy mety mitombo be.Inona kay no mahatonga ireny vakivaky be ireny ny eo ambony.Sa ny fatran'ny levure no tsy mety?
6. Noue ( 14/01/2009 11:06)
ny cake akia tena mety raha vakivaky iny aaa ! dia tohizana fotsiny ny cuisson dia rehefa mahazo loko tsara iny izy dia miatsara koa ilay vakivaky.jereo fotsiny anie ireny cake amidy ireny eee! amiko aloha natoraly be io vakivaky io eee! :)
7. ARINOFY ( 14/01/2009 12:16)
Za aky Noue mba omeo recette gasy (entrée chaude).Lay recette nomen-dry teo be dia be fa lay gasigasy no tena mba ilaiko.Merci d'avance.
8. xxx ( 14/01/2009 12:36)
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i534406_DCFC0311.JPG[/IMG]
9. Noue ( 14/01/2009 12:48)
Ingrédients :
3 douzaines de cuisses de grenouilles
5 gousses d’ail
2 Cs de farine
4 Cs de persil haché
Lait
Vinaigre, huile, sel et poivre du moulin


Recette :
Coupez l’extrémité des pattes. Faites dégorger les nymphes 1 heure dans de l’eau vinaigrée.
Rincez-les et égouttez-les sur du papier absorbant.
Recommencez l’opération en les trempant dans du lait.
Passez-les dans la farine.
Dans une poêle, faites chauffer de l’huile et faites les dorer. Réservez.
Dans la même poêle, faites revenir l’ail et le persil hachés.
Ajoutez les cuisses de grenouilles. Salez, poivrez, et mélangez.
Servez chaud.

io indray ary akia manao ahoana eee ??? ny entrée any dago koa akia tsy dia mahay loatra aho aaa! ary ity ???
http://razafimalala.free.fr/Recette/omelettegasy.htm
10. ARINOFY ( 14/01/2009 12:54)
Merci bcp aky a.Vao mahita lay sary za de efa hitako fa appetissant be lay izy.Za manko lay manao decoration no tena tsy aiko fa mahita lay sary za de efa io ihany no alaiko tahaka.Encore merci.
11. Noue ( 19/01/2009 12:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076