gasy jamban'ny trosa

1. bazylou ( 11/11/2008 00:17)
Maro amin'intsika malagasy no faly fotsiny mahita hoe mandray francophonie,sommet union africaine,fanamboarana lalana...........Nefa itsika ihany anie no hanefa an'ireny trosa ireny any aoriana any eh.Ka sao dia tokony ajanona amin'izay io fisamborana vola io fa sao dia tsy voaloa intsony eh? Sady amin'izay tsy misy tombony andraisan-tsika ny francophonie sy UA izany depense amina milliards be fotsiny! Sa miseo milay hoe maloto sy mahantra i m/car dia mahazo fanampiana sady miseho télé avy any ivelany!Rehefa anao ihany dia organisation sportive na culturelle atao mba ampivoatra sady mahafa-po ny rehetra


2. xxx ( 11/11/2008 00:20)
:x :cry: :(
3. tsipolitra ( 15/11/2008 02:55)
:) mba mampiasa maso lavitra e
4. naughtyboy ( 16/11/2008 11:40)
io le antsoina oe vision ary esprit creatif ary leadership zay tsy ananany mpitondra ao amitsika ,ra ny fanatsarana fianambahoaka no jerena de aiza v ka sanitation aza tsy vita vao mihoatra 100 km any Tana izay minimum ilainy rehetra na de efa 48 taona taorinany fahaleovantena aza fa ahilika lava @ teo aloha sy iandrasana mpampindrambola ..ny amerlock zao de @ 2015 no andefa olona hafa eny @ volana ny malagasy de 2015 araky ny vinavina le8 vao ho vita ny famatsiana rano ny 40% farimpiadidina tsy lavitry tanandehibe..de mbola betsaka ny optimistic milaza miasa mafy ny fitondrana sy ny MAP-ny..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3148