tension, divay

1. diamondra27 ( 08/11/2008 07:49)
ankehitriny dia mateti-pitranga any dago any ny hoe maty hono i ranona , de we fa naninona , de we niakatra ny tension-ny

ilay fomba gasy ireny ve tsy dia mandaitra loatra sa tsy maintsy mila fanafody ihany. Ilay hoe mihinana tongolo gasy na anamamy sns

fa inona tokoa no izy e , sao dia afangaro , inona no mampidina dia inona no mampiakatra ilay tension
raha ambany ny tension dia inona n sakafo ilaina
raha ambony dia inona ny sakafo fadiana

Dia le any amintsika koa izany misy misotro divay fa tsy tadidiko hoe mampaninona moa le izy mampiakatra sa mampidina
Dia ankoatran'io koa tsy haiko fa misy misotro divay dia asiany siramamy ilay izy, mampaninoa kay iny?
novalian'i Vaks ny 22/07/2019 12:47
2. zoara ( 08/11/2008 12:17)
araka ny voalazanao dia misy karazany roa ny tension,hyper sy hypo. lay voalohany no tena hita fa un peu plus dangereux noho ny ilay faharoa,satria miteraka ilay avc(tapaka lalandrà sns)
misy karazany roa koa ny fahazaoana azy io:de ilay facteur hereditaire(dadabe maty noho ny tension...). sy ny facteur aggravant(sakafo,sigara,fisotro...).
ny fisotroana divay sy fisotroana toaka dia an'isany fahafinaretan'ny nofo,nefa tsy tokony ho ??????avec moderation hoy ny teny vazaha,kanefa ireo no mampiakatra ny tosidrà.un (tout)petit verre de temps en temps ne fera pas bcp de mal,pareil pour la cigarette.
fehiny:
mampiakatra tension ny:
misotro zavatra misy alcool,
mifoka sigara,
manisy sira ny sakafo,
ny mihinana anamamy,
mampihena tension ny:
fifadiana ny voalaza etsy ambony
fihinanana tongolo ail
ravitoto
3. diamondra27 ( 08/11/2008 17:46)
zoara: tena mazava be ny voalazanao
merci beaucoup :-* :-*

ary rehefa mihinana ravitoto tokoa ho aho dia ohatry ny te-hatory izany avy eo an

4. bobone ( 01/12/2008 05:56)
Diams: tena maro tokoa ny olona voan'io tension io na miakatra izany na midina fa tena marina mihitsy ny voalazan'i namana ! misy vokatry ny sakafo ! misy koa manaranaka ! fa aty aminay aty misy hatao hoe Feli-mirongo!( na ananambo) malaza io zava-aniry io ary betsaka ny manao fandinihina fa ahazoana hery be dia be ny mihinana azy sady hanampiana ny olona tsy ampy sakafo
fa singaniko manokana ny olona voan'ny tension miakatra be ireny dia mahandro io feli-mirongo io atao ro mazava ! tsy asiana sira!dia hoanina miaraka @ vary! misy koa ny voany alaina dia tsakotsakoana ! misy manisy azy ambany lela !fa tena mihena ny tension -nao! mila mitandrina tsara fa rehefa mihinana azy dia tsy mihinana be loatra fa eo ho eo ihany ! rehefa hitanao fa miha-misinda ilay fanina ! dia misotro moramora ihany fa tsy hatao be loatra!
MIsy koa mampiada tongolo vodiny ireny na enjipta tsakoana fotsiny fa maha stable azy 2 ireo ! na midina na miakatra!
izay akia no kely fantatro an!
5. pharmac ( 22/12/2008 21:03)
slt, marina tokoa reo voalazanareo reo, tiako ampina kely fa ny extrai n voaloboka toy ny jus s ny divay de efa nanaovana fikarohana maro ian, fa ten manatsar tko n asan lalandra, ary tiako ny manentan anareo fa tena tsara ary ts haingitraigitr ny misotro divay mandritra ny sakafo, 1 vera isan'andro. Azo sorohina tsara izan tension s ze met ho aretin lalandra zan sy zay mety ho vokan dien mbola kel, lanjalanjao ny sakafo, isan'andro mihinana voakazo sy légumes, vary , céréale d'avoine, produit laitié toy n yaourt s fromage, ny menak tsar raha huile d'olive;
Ny akoho sy n atody, ny trondro in-1 na in-2 isa-kerin'andro, ny hena mena toy n hena omby in-1 isak'herin'andro na isa-tapabolana. Fadio n manao be sira n laoka,
Manaova fanetsehambatana
Ny kiendiendy ts tsara
Raha toa ka efa misy tension miakatra, tsara ko ra mihinana chocolat noir morceau 1 isan'andro tsy mihoatra
Ny zava-mamy toy n bonbon sns tsy tsara atao fahazarana, aleo ary atao voakazo ny gouté ho an ankizy.
Zay angamb mahafehy ny tiako lazaina rehtr, mazto ary fa rah zatra izay dieny kely ny tsirairay afak misorok tsar zan tension s n choléstérole sns zan
Mazto e
6. Vaks ( 22/07/2019 12:47)
Rah midina ve tension de afk miinana ananambo
7. Vaks ( 22/07/2019 12:47)
Rah midina ve tension de afk miinana ananambo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2834