ekipa vhv topon daka Pétanque Mondiale la Marseillaise 2008

1. kanto1 ( 09/08/2008 11:04)
Miarahaba ny namana rehetra ny tenako ,
Vaovao tselatra ho antsika rehetra fa dia lasan ekipa vehivavy malagasy ny amboara lehibe mondial pétanque la marseillaise zay notontosaina ny volana jolay tany Marseille . Tsiky de ampy
novalian'i jefra ny 09/08/2008 14:32
2. jentilisa ( 09/08/2008 11:42)
Tsara izany fa omeo vaovao mivelabelatra kokoa e. Iza no nikatroka taminy tamin'ny famaranana, firy sy firy ny niafarany ohatra... izay dia ataoko fa ampy dia tsiky e
3. Ralay ( 09/08/2008 12:33)
Tena taraiky ianareo izany vao mahita vao² fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4875111327ca0 fa efa noresahana teto iovaovao io. :-P
4. jefra ( 09/08/2008 14:32)
Mbola hita ato ny finale manontolo (Jereo La finale femme) ho an'izay liana:
http://mediterranee.france3.fr/info/44752365-fr.php
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873