Ny vehivavi no tena tia manao firaisana ra oharina @ lehila

1. riana06 ( 06/08/2008 12:29)
ra ni fijeriko
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 13:33
2. ainaheri ( 06/08/2008 14:33)
Zany ve?? Mety marina ihany lol...Arakaraka ilay foza ao aminy :lol: :-P
3. RATOVOARY ( 06/08/2008 14:35)
Zany ve?? Mety marina ihany lol...Arakaraka ilay foza ao aminy
:-D :-D =)) =))
Mety ho le fahazarany manao an'izany ihany angamba io.
4. ratonga ( 06/08/2008 14:35)
:-D :-D :-D
5. oOo ( 06/08/2008 14:42)
riana06:

ra ni fijeriko



+1

8)
6. tsimati ( 06/08/2008 14:49)
Ny lehilahy no maty be maty eo ampipompiana nohon'ny adalany sy fitiavany mitety tendrombohitra. Ny vehivavy no maro trantra antitra satria tsy adalan'izany. Mpivady manao firaisana resaka hafa saingy ny fitiavana firaisana etsy sy eroa ny lehilahy no demony amin'izany.
7. jemimah ( 06/08/2008 15:13)
efa tsy foza intsony zany ry ainaheri fa efa drakaka mihintsy a! :-P
8. neo83 ( 06/08/2008 16:37)
hahahahahaha ! marina iany ngamba, fa na zany aza : hahahahahahaha
9. ainaheri ( 06/08/2008 16:41)
jemimah>> Manaikitra ndray reny ka :-D :-D :-D :-D
10. tess ( 06/08/2008 18:35)
riana06:

ra ni fijeriko

zà kou manao hoe ié!


:-P
11. endrika01 ( 06/08/2008 19:06)
Zany ve?mhhh:P:wink:
12. tess ( 06/08/2008 20:01)
ka ny zava-misy no manamarina izany ka! :-P
13. fijo ( 06/08/2008 20:30)
ka ny sipa anie lavaka e,ny lavaka mil afenoina fa sao manahirana.
14. kelly13 ( 06/08/2008 20:46)
misy le ohatra oe "ra mangididy ny sofina, iza no mahazo tsirony koukou, ny ankihikelitanana sa le lavatsofina?"
15. sakaizakely ( 06/08/2008 21:30)
kelly13 =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. zaidah ( 07/08/2008 05:56)
tena marina zany!!! ny manao firaisana ko ane ts ratsy e!! iza no tsy tia anzan??
17. tess ( 07/08/2008 06:07)
zaidah:

tena marina zany!!! ny manao firaisana ko ane ts ratsy e!! iza no tsy tia anzan??

izay mitsy iza no tsy tia an'io, io no fahasambarana iraisan'ny olona retra na manankarena na mahantra


:-P
18. haritianah ( 07/08/2008 09:52)
Ny hevitro indray dia, ts misy lahy sy vavy zany; samy tia anio dolo na lahy na vavy.Ary samy makafy anio dolo fa ny sehatra anehoana azy no samy manana azy.Ny sasany dé ferany ao an tokatranony dé ampy azy ny sasany ts mbola ampy azy ny ao ka manjary miteraka fitsiriirtana any ivelany dia teraka eo ny fangalarampihinana any ivelany.
Io dia miandahy miambavy mits, ts owé lahy fotsiny na vavay, na lahy betsaka na vavy fa manao dolo na ny lahy na ny vavay ts mety hafapo.
Ny sasany indray dia lé mbola ts manana tokatrano dia iny mou mbola tsis mamatotra dia mandehandea atsy sy aroa dolo na lahy na vavy refa tia an'io.
Ts dakoro @ lazain'ny sasany ao owé lahy é sasany indray de vavy é! samy tia an'io dolo refa manao an'io.
Iaraha mahalala fa ny fampirafesana dia ts mipetraka ho an'ny lahy irery na ho an'i vavay irery fa manao dolo na lahy na vavy tia an'io zvtr io.
Misy lehl ts mahatanty ao anatin'ny andro 1 ts hanao an'izany ,misy kou vhv ts mahatanty raha ts manao an'izany mitovy zany amiko.
19. Herimiafina ( 07/08/2008 16:38)
Mila olona sady lahy no vavy angamba vao tena afaka manao ny fampitahana marina raha ity resaka ity. :-D
20. kelly13 ( 07/08/2008 20:05)
petitesakaiza>aôna ny hevintrindry @ io? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4472