kôfa gasy manambady vazah

41. mirianah ( 26/07/2008 10:40)
tess:

raha ny hevitrareo lhl ary e, inn no mahatonga anay vhv malagasy sasany manambady ngozo?


hounnnn! zà mahalala fa tsy teniteny ôôô! :^) :-D



hihihi zah kou tsy hiteny an fa fantatro tsara !!! :-D :-D :-D
42. ni81 ( 26/07/2008 11:04)
ny zanako klou safiotra e, tsy hitako oe aiza ho aiza no mahasimba ny firenena ra safiotra izy! tsy azoko le tin'i fijo ahatongavana!

raha ny hevitrareo lhl ary e, inn no mahatonga anay vhv malagasy sasany manambady ngozo?
=D> =D>
43. haritianah ( 26/07/2008 12:16)
fijo: fangaha refa taranaka safiotra dia ts mahalala ny maha gasy.Diso zany amiko, betsaka ny gasy manambady vazaha fa taiza gasy no ataony ny zaza ary fotom-pisainana gasy.
Mba nanontany bandy gasy namako alou ao fa mitovitovy doly ny valiny; tsy lé wé ts mahazaka sipa vaza angamba satria ny sipa vaza anie mola @ gasy é, ary ny vaza ts sarotra kotiana ohatran'ny sipa karana.
Ary firy mou izy ireo mits aza no mikoty fa ts miandry bandy mikoty.
Fa lé toetsaina mits ono satria ny antsika zé hataon'ny couple dia ifanarahana foana, ny antsika nahazatra atrany amboalohany dia refa tenenina ny sipa gasy dia manana fatahorana ny lehilahy gasy fa raha ny sipa vaza dia tsy azonao ifanarahana fa ny lohany dia lohany.
Raha oh fotsiny oé tsika andé atsy oy lé sipa ka lé bandy gasy miteny oé aleo atsy, ny avalin'ilay sipa vaza ono dé wé refa ande ho any ianao dé mandehana fa zà ho atsy de any an trano mihaona.
Ny antsika anefa na ifanarahana oé andao ho atsy zay vao ho atsy dia manaiky ny vevavy gasy ary na koa owé ts tiako oy lé bandy gasy zany fa ts maints owa ts isika dé mandefitra ny sipa gasy.
Zay zvtr zay anefa mahatsiaro mapisofrira ny bandy gasy dia aleony maka vehivavy gasy ihany.
Parcontre raha resaka sexe indray dia malalaka be ny vehivavy vazaha @ io, efa ts miafina sy tsis fahamenarana fa zé mapety ny roa tonta, ny sipa gasy anefa ono dia atreto ihany, tsy fanao zao sy zao.
Dé zay matetika ny ilazan'ny sasany oé raha isipa dia sipa vaza fa refa tena aka vady dia aleo ihany sipa gasy.
Na raha anambady sipa vaza ny bandy gasy dia misy ny mbola mapirafy maka sipa gasy satria ts ita @ sipa vaza matetika ny fanaraha teny ny lehilahy vady fa zé tiko de samy mandé @ ataony refa ts ny azy.
44. tess ( 26/07/2008 13:31)
ny sipa gasy dia manana fatahorana ny lehilahy gasy fa raha ny sipa vaza dia tsy azonao ifanarahana fa ny lohany dia lohany


ka izany no anton'ny hifidianan'ny sipa gasy sasany vazà, tsy misy io am vazà aloha raha ny hitako e :°) ny vehivavy manana fahefàna be toy ny lahy ihany aminjareo knou! :P
ny antsika zé hataon'ny couple dia ifanarahana foana

ny couple vazà gasy koa hifanarahana dool ka! :-P

mandefitra ny sipa gasy.

ka zay le tsy mety izay mandefitra foana izay ka! :-P asehoana ny maha izy anao fa tsy hatao am fahasiahina fa ampitiavana be! fa tsy mandefitra fa omena ny raisonnement :-P
Parcontre raha resaka sexe indray dia malalaka be ny vehivavy vazaha @ io,

efa misy ihany kosa ny sipa gasy malalaka amin'io resaka io ko! :^)
ary ny vaza ts sarotra kotiana ohatran'ny sipa karana.

matetika lay sipa gasy mampifilafila refa itany hoe kotiana izy :-D :-D :-D


45. ni81 ( 26/07/2008 13:59)
ze vazàh sendra ahy njay alou d asiako tokotran e, fref hanambady aleo gasy iany.
Ny vazà aza mifarombaka mits manambady ny vehivavy malagasy kou za njay ve no nde hanambady vazà, ny tena tsara andramana daolo ny vehivavy reetr d ho tsapanareo fa ny gasy iany no tena tsara
douminay ze hitanay, fa tsinananay sakay...
'Ty toetra e! :roll: :roll:
46. booboo ( 26/07/2008 15:40)
Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny???

Tssssss, mba mihetsika ry frera!!


ohatra fifaninana zany ilay miaraka. ny vhv malagasy zany eto pim dia ny lhl malagasy tsy pim dia tokony hihetsika ?
Ny fitiavana amiko tsisy an'izany fa miankina @ tsirairay ny antony isafidianany an'ilay ho vadiany na inona zom-pireneny na inona. Raha sendra ilay vazaha na malagasy no nofidiany dia izy izany no mifanentana kokoa @ fiainany ( toetra, toe-tsaina, fihetsika, fomba fisainana sns ).
Ilay mampitaha olona koa hitako hoe tsy mety satria lasa manao safo be mantsina fotsiny ( ny vazaha machin truc, ny gasy machin bidule sns ) satria ny olombelona tsirairay samy manana ny maha-izy azy aby na soa io na ratsy.

ouz ilay hira zay hoe " tiako fotsiny ianao tsy asiana hoe nahoana ". ( tsisy hoe gasy e, vazaha e, fa tiana fotsiny dia zay ).
47. fijo ( 26/07/2008 19:48)
tsy mamely akaiky izany aho ry tess fa mba milaza ny tsapako an,fa aty matetika koa ny sipa manambady vazaha matetika itako manana sipa bandy gasy ny ankamaroany.le vazaha koa moa le antitra ireny no naka azy tany ko,hoy ilay iray izay hoe"efa tsy misy ranony intsony anie io e"
48. kelly13 ( 26/07/2008 19:59)
lefijo>soa fa nasinao oe "matetika..." fa saika tsy d'accord za mantsy :°)
49. fijo ( 26/07/2008 20:39)
aiza kosa no de hoe izy rehetra??tsy misy izany,misy anie tena fitiavana e,fa vitsy io.
50. tess ( 26/07/2008 23:39)
fijo: tsy izy retra de d'acc kou zà sady tsy ny gasy retra kou no manambady antitsa :wink: :°) :-D
51. sakaizakely ( 28/07/2008 14:18)
otran' toa manja zany manambady rosbif zany ry reto e ?

zé maafantatra de mba anomezo sopapa e ! za tsy de sarotiny fa nena zany rehefa bogosy sy be sosy sady mbola djeun sy selibany de mety amiko e ! sotra mialou :lol:

52. ratonga ( 28/07/2008 14:29)
:-D :-D :-D
53. sakaizakely ( 28/07/2008 14:37)
inn kou no mampvanivany andratonga eo zao ?
tsy manome sopapa raha mahita fa tssssssss
mba ampio ny namana ranga a ;-)
54. barakobama ( 28/07/2008 16:52)
nisanasan zô av nanenjakozatr nandritr ny 3km fa vak kodiaran saret d nandreok tam lôm oe "mis apela mitad rossi bit ao" d lôm nidradradradr oe "teli bit atelnetito ta ts zalaito f'asev mitad bit b amin manan ô débit iz" :!:
55. kelly13 ( 28/07/2008 17:12)
maninn ono???
56. fijo ( 28/07/2008 21:25)
tess tsy ny rehetra ka,fa vitsy izany hoe manambady vazaha tanora izany rah ale sipa hoe avy any mada no nanaraka vazaha taty.fa rah asipa taty no nanambady vazaha dia efa hafa indray ny resaka.
57. ikaretsaka ( 28/07/2008 22:08)
taha za lo no anambady vazaha izany dia miomana fa tsy maintsy hoe misy sipa gasy ambadika e :-D :-D :-D :-P
58. ari.malala ( 29/07/2008 06:00)
ary reto kay tena bolokilahy omam-boatseva dool :°)
59. ni81 ( 29/07/2008 06:13)
ary reto kay tena bolokilahy omam-boatseva dool
:lol: :lol: Tena izany mihitsy akia
60. anselme999 ( 29/07/2008 06:13)
mahafinaritra la dinika fa mba tsy nisy gidraka ndray teto :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2656