kôfa gasy manambady vazah

1. badboy ( 25/07/2008 11:19)
Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny???

Tssssss, mba mihetsika ry frera!! ;-) ;-) ;-)
novalian'i haja8 ny 18/06/2017 11:08
2. ni81 ( 25/07/2008 11:29)
Tsy hoe tsy mahazaka kosa angamba no tena marina fa mety tsy tia ny sasany; ary matetika koa ny lehilahy gasy efa zatra ny hoe mikarakara ny vehivavy gasy raha mitaha @ vazaha vavy.
3. ainaheri ( 25/07/2008 13:22)
Za ny tena marina tsy mirevy vazà vavy......Zvtr tsy mitovy mitsy zany ;ny leh no mikoty fa tsy ny veh:wink:
Ary ny an'i badboy firy zao ny sipa vazà ?
4. ari.malala ( 25/07/2008 14:00)
ainacheri, aleo iany gasy e :-P
5. RATOVOARY ( 25/07/2008 14:16)
Za ny tena marina tsy mirevy vazà vavy......Zvtr tsy mitovy mitsy zany ;ny leh no mikoty fa tsy ny veh
Ary ny an'i badboy firy zao ny sipa vazà ?
Miray hevitra, le saiko mihtsy no ohatry ny tsy niraika tany @ vazah. Hafa ihany araka ny tenin'i ari le samy gasy : " GASY KA MANJA E!"
6. ari.malala ( 25/07/2008 14:23)
zay ne wa eeeeee :-P
7. tess ( 25/07/2008 14:36)
badboy:

Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy
toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny???
:-P Tssssss, mba mihetsika ry frera!! ;-) ;-) ;-)

he he he he! ny bandy gasy fatako retra manambady vazà dia tsy maintsy hoe manana sipa gasy izy

:^)

miakina am lay olona mikoty kosa io kou! tsy ny sipa retra no vao kotiny vazà de lasany aby
8. badboy ( 25/07/2008 14:53)
Ka ny tsy azoko mikamenona daholo le bandy gasy raha vao zakan'ilay ngozo le sipa gasy, ary de lazaina fa makorelina mihintsy aza , nefa rehefa tonga toerana feno ngozo tsy mahita trongisina afatsy ny sipa gasy, hany ka mifanjevo be satria tsy maintsy mifampaka fa vitsy kely le sipa gasy andafy noho ny kôfa !! Ka asakasakao mbola hihanahana, fa mba andramo ihany aloha, ary rehefa tsy de milay dia tairo eo ihany, fa asivo sipa gasy @ sisiny ohatry ny kozin'i tess!!

;-) ;-) ;-)
9. ratonga ( 25/07/2008 15:01)
na gasy na vaza tsy nanakana ny sisiny zany io é!!! :-P :°) :-D :-D
10. vale ( 25/07/2008 16:22)
Ny sipa vazah ny tena betsaka vao kaotin'ny bandy gasy de tsy maharay lamba, fa mody mennatra fotsiny!!!! ny bandy gasy koa ny sasany gasy ihany no tiany!!!hummmmmmmmm :^) :^) :^)
11. vale ( 25/07/2008 16:23)
badboy: anjay kosa eeeeee!!!!! :^)
12. tess ( 25/07/2008 16:28)
badboy: ny fahitako azy tsy sahy mikoty sipa vazà ny ankabeazan'ny bandy gasy..... :°) nefa milay anie ny sipa vazà e! :^)
13. mirianah ( 25/07/2008 16:34)
tess:

badboy: ny fahitako azy tsy sahy mikoty sipa vazà ny ankabeazan'ny bandy gasy..... :°)



mitovy hevitra am toi kou zah alou rah izay , de marina be koa ilay oe ny akamaroany gasy manambady vazah manana sipa gasy doly , tena zany mintsy , mitombona na am vavy gasy na am vavy lahy lka ahona iany aza no tokony ho izy e :{ :^) :^) :^)
14. tess ( 25/07/2008 16:46)
mirianah: hay ve toi mahatsikaritra anzany koa e! :wink: :^) :-D :-D :-D :-D
lay manambady vazà alou possible be ho manana sipa gasy fa lay manana vady gasy tsy possible ny hande hanana sipa vazà raha lahy ilay izy :^)
mba ao ve zany vinavina izany alou ^^
15. mirianah ( 25/07/2008 16:54)
tess:

mirianah: hay ve toi mahatsikaritra anzany koa e! :wink: :^) :-D :-D :-D :-D
lay manambady vazà alou possible be ho manana sipa gasy fa lay manana vady gasy tsy possible ny hande hanana sipa vazà raha lahy ilay izy :^)
mba ao ve zany vinavina izany alou ^^



tena izany mintsy , mitovy hevitra mintsy tsika sy toi @ io zany !!!! héhéhéhé
16. badboy ( 25/07/2008 17:01)
tess >> Ka mila sahy amizay ny kôfa gasy fa aiza ary zany!! Ny kôfa ngozo raha vao misy sipa gasy milailay reveny tonga de tsy akambaamba ny azy fa tairo de omeo de accelereo! Le kôfa gasy de ny hisarakorako amle sipa gasy ihany, ary andrasana mihintsy aza ny hiasarahan'ilay kôfa gasy sy sipa gasy mba hiantsapazana eo @ le toeran'ilay raika lahy taloha!!

Milay ny sipa ngozo fa liberté be zay mangeniheny!! ;-) ;-) ;-)
17. tess ( 25/07/2008 18:38)
mirianah: raiso kely aza klou ny dimy :wink: :-D :-D :-D :-*

badboy:
ary andrasana mihintsy aza ny hiasarahan'ilay kôfa gasy sy sipa gasy mba hiantsapazana eo @ le toeran'ilay raika lahy taloha


hehehehehe! ny sipa manambady zongo no tena hiantsapazana kou! hoe sarao aamzay io e! hihihihihih..... :^) :-D hafa ihany ny samy gasy e! :^) hummmmmm
18. tess ( 25/07/2008 18:39)
ahozongozona atao maniry kintana mitsy ny lohanlay sipa ve rangah.....! :-D
19. badboy ( 25/07/2008 19:08)
Tena tsy manda aho hoe hafa ihany ny samy gasy, ary za mahatsapa izany!! Fa mila manandrana ny hafa koa aloha hahafahana mampitahy hoe iza no tena milay!!

Milay ilay ngozo raha resaka liberté : tsy miandry payen'ny kôfa zany ny resto, malalaka aratsaina @ fifandraisana aranofo, tsy dia saropiaro be loatra satria tsy manaraka lava izay misy anle kôfa.....

Fa ny olana duia tsy mitovy ilay culture : @ kaly, ny fifandraisana @ namana, ny fanaovana fety izay baraoua mandraparain'ny andro sy ny miboridana rehefa katry....

Izay no mhatonga hoe ny gasy samy gasy milay satria moramora kokoa ilay fifandraisana @ ila fitovizan'ny culture sy fitovizan'ny kaly tiana!!

Fa ny vazah koa misy tombotsoany @ fivelarana @ rehetra rehetra!!!

;-) ;-) ;-)
20. mirianah ( 25/07/2008 19:09)
tess:

ahozongozona atao maniry kintana mitsy ny lohanlay sipa ve rangah.....! :-D



raiso mintsy ny dimy alou :wink: :-*

manjelatra beuuu ny kintanaaa oaaaaa , mankarary machooouuuu avy eo :-D :-D :-D =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3893