Fikolokoloina tarehy

81. yonikafopl ( 22/06/2008 19:26)
hihihihihih am le masoandro na manao solomaso aza mbola otran mitaratra ihany kouuuuu
82. tess ( 22/06/2008 19:30)
ka lay olona miketrna am tsy antony ireny anie de manjary mijanona eo ilay izy raha fahazarana lay izy e! de lasa ride ihany hihihih
fa tsy tara aky njy raha izao no mampiasa crème anti ride pour le futur an!
asio massage kely fotsiny refa am alina manosotra azy iny.....fa efikasy lay massage kely manafaka lay ride
83. yonikafopl ( 22/06/2008 20:15)
efa manao massage za maraina sy hariva ka, fa le miaritory lava kou ngamba oo, de le eto am forum eto sady mamaky no miketrona rehefa misy an le resaky ny be fialonana sy tsy manankatao afa tsy ny hanenjika ny hafa reny hihihihihihihihih :-P
84. karinah ( 26/06/2008 15:54)
hihihi yonik: marina izany fa tena mampiteny irery mintsy aza indrainjay!!! :lol: .... tandremo rah te hanana taré salama tsara de aza d miari-tory be lotra! (ataovy ze lazaiko fa ny ataoko aza ianarana! :-P hihihihihihihihihi ) :oops:
85. yonikafopl ( 26/06/2008 16:50)
karinah hihih njy zany manao mpitaribato vilambava an hihihihih
86. karinah ( 26/06/2008 18:16)
yonik: :-D :-D :-D :-D :-D :-D ..... :wink:
87. RANIAINARIMANANA ( 19/07/2008 08:03)
Miarahaba antsika Andriambavilanitra ny tenako.
Ny ahy indray de tena simba ny tarehiko, feno tache, panda efa nandramako daolo io rehetra io fa tsy afaka, de manontany tena ah hoe sao le za mitondra sterilé aza? Efa nasiako masonjoany za koa moa tsy manambola be loatra ividianana produit, ka mba toroy hevitra ah ry reto a.Mahita ireny vhv tsara tarehy reny ah tena mba mitsiriritra ery nefa atao indrisy..................Efa nanadrana voatabia concombre sns koa fa eh eh
88. yonikafopl ( 19/07/2008 13:03)
RANIAINA........ lava lotra hihihihih,
mijereva dokotera sao dia aretinaty no mahazo anao, ny olona marary aty koa manko hono no mivoaka ireny panda ireny ny tarehy.
89. RANIAINARIMANANA ( 21/07/2008 09:04)
Misaotra ny youni e, de iza kay no dokotera mba mahay @io aretin'aty io fa izany koa no enoko de iza eto Tana?
90. yonikafopl ( 22/07/2008 06:29)
de tsy mba haiko kalou ze dokotera any eee, fa mandehana ao am homeopharma eee, toa mba misy fanafody tsara ihany hono ao kouuuu
91. Fleurie ( 24/07/2008 07:21)
Ary tsy tinareo ngah lé manao masque yaourt nature?
mampa metimety tsara anà mintsy :wink:
92. volatsara ( 07/08/2008 12:17)
tena mety ky le yaourt nature a! mety kou raha atao solona creme solair, zany hoe refa avy milomano ka hanao bain de soleil de mihosotra koa de tsy lasa mainty, na may. fa za ry zareo manasa tarehy am savony nosy isa-maraina fa otran mety amiko le izy a! satria tena be vovoka sy setroka aty aminay de ça va alou e!
(l)
93. yonikafopl ( 11/08/2008 09:31)
:-$ andramako doly ze teneninareo retraqretra :wink:
nandramako le yaourt fa nety kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2259