ny sôsy laninao @ njilaka isan-taona

1. dibbah ( 11/06/2008 08:30)
ra mandany 1l/j enao dia mandany 1 069 200 Ar isan-taona
ra mandany 2l/j enao dia mandany 2 138 400 Ar isan-taona

ra mandany 600 ar/j @ taxi-be enao dia mandany 216 000 Ar isan-taona
ra mandany 1200 ar/j @ taxi-be enao dia mandany 432 000 Ar isan-taona

Ra atao ny kajy tsotsotra dia afaka manao tahiry 1 706 400 Ar isan-taona enao
ra mihafy kely tsy mande fiara ao anaty taona iray farafahakeliny

NB : Ny entretien sy pièce ary vola lany @ papier manginy fotsiny
novalian'i dibbah ny 12/06/2008 14:56
2. xxx ( 12/06/2008 04:35)
ka lavitra loatra ny làlana tsy vita tongotra ary na vita tongotra aza dia avy eo mararin'ny havizanana dia mihoatra lavitra noho izao ny vola lany @ fanafody sy ny consultation an'ny dokotera,sady raha mipetraka any dago tsy misy remboursement :lol:
3. LazaDaddy ( 12/06/2008 05:36)
1l/j = 7l/semaine: sao dia tsy ampy kosa e?
2l/j = 14 l/semaine: sao kosa aloha dia motocyclette no resahina sa...?

Raha tsy mipetraka ao an-tampon-tanana kosa angamba mety mandany bebe kokoa raha mampiasa fiarakodia.

Ny hitako amin'ny namako dia tahaka izao:
Raha maotera 1.8L dia mety ho 50l/semaine eo ho eo
Raha maotera 2L dia mety ho 60l/semaine eo ho eo
Raha maotera 4L dia mety ho 80l/semaine eo ho eo

Ny fandehanana vakansy mbola fanampiny raha tsy mandray fiara manidina na lamasinina.
4. dibbah ( 12/06/2008 14:56)
ny bus ry XXX d misy satria enao d sady any frantsa no any dago no any ...
fa tsy oe refa tsy mand vam d i batr misaotra anao na izany ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993