mpaminany sandoka.

1. kiranil ( 08/04/2008 16:58)
Miarahaba,

Hoy Jesosy Kristy:
Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
Matio 7


Hoy Petera:
Fa nisy mpaminany sandoka teo amin'ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handa ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho an'ny tenany. IIPetera 2:1


Hoy Jaona:
Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.
Jaona 4:1


Hoy Paoly t@ ilay mpaminany sandoka atao hoe Elyma:

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=13&andininy=5-12&dika=

Jereo ny teny mafy dia mafy nataon'i Paoly taminy:


Ialahy feno ny fitaka rehetra sy ny fahafetsena rehetra, ialahy zanaky ny devoly sady fahavalon'ny fahamarinana rehetra, tsy hitsahatra tsy hamily ny làla-mahitsin'ny Tompo va ialahy?


*******************************

Fehiny: Asakasaka-tsika na hanaiky ho voafitaky mpaminany sandoka na tsia.
Fa ny nataoko androany dia mampita ny fampitandremana nomen'i Jesosy Kristy mba tsy ho voafitaka.

Misaotra.
novalian'i pissoa ny 12/04/2008 11:17
2. pissoa ( 08/04/2008 17:05)
:-D :-D :-D :-D :-D
3. ikaretsaka ( 08/04/2008 17:08)
tongasoa indray ny namana kira :-D :-D :-D :-D
4. cutie ( 08/04/2008 17:29)
tsy mila an;zany mpaminany sandoka zany ny aty e :-D :-D :-D :-D
5. rakaroka ( 08/04/2008 22:16)
Tongasoa 'ndray ô! Dia misôtra nitondra ity mpaminany sandoka ity e.
:lol: :-D :-D :-D Aiza azy lé mbô vrai aseho e 8O 8O :wink:
6. ikaretsaka ( 08/04/2008 23:09)
Le vrai tokoa aseho ry kiran an
7. ainaheri ( 09/04/2008 05:24)
asaivo manao kapa pneus izy ,d mety hino angamba ny tenanay :-D :-D :-D
8. pissoa ( 09/04/2008 17:54)
I Kiranil kosa anie ry Ika teto tsy hoe nitady na nampiseho ilay fosika fa mba hoe mampitandrina e :-D :-D :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 09/04/2008 18:30)
ka tokony omena korazy indray izy mampitandrina @ le vrai.
mba manao zambatista hoe iny no vrai e!~
10. cutie ( 09/04/2008 18:43)
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
11. fijo ( 09/04/2008 20:26)
efa ity aho le tena izy e
12. prime ( 10/04/2008 10:43)
:-w
13. ikaretsaka ( 10/04/2008 15:30)
inona no mahatezitra an'i prime?
mba eritreritra izany heo fa nahoana tokoa ny hoe "tandremo tandremo mpaminany sandoka" foana no averimberina!

fa tsy misy mihitsy ilay gie "Indro...mpaminany vrai" tahakan'y nataon'i Razambatista?
14. pissoa ( 10/04/2008 17:56)
Fijo ! =)) =)) =))
15. ikaretsaka ( 10/04/2008 17:58)
za tsy manda ny maha tena fijo an'i fijo..
fa ny maha mpaminany an'ialahy no tsy ekeko
16. fijo ( 10/04/2008 21:03)
he he he ka nareo mitady lava ko,tsy mba hisy iray hiseo ve?de aleo raisiko le fisehoana rehefa tsy hanao nareo ko
17. ikaretsaka ( 10/04/2008 22:13)
fa tena serieux hoa fa ny tandremo tandreeeeemo sy ny mailomailoha t@ sandoka foana no natao izay fa tsy mba nisy intsony heo inty noooo ra anona tena vrai!....
18. prime ( 11/04/2008 10:45)
ikaretsaka> dia iza ilay tena "vrai"?
19. cutie ( 11/04/2008 11:49)
za mahay o :-D :-D :-D :-D :-D
20. ikaretsaka ( 11/04/2008 14:32)
prime> eo indrindra isika izao:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2608