Trangan-javatra miseho ny 12 decembre fifidianana

1. kofbay ( 07/12/2007 17:51)
Asaina isika rehetra hitatitra farak'izay haingana izay trangan-javatra hitantsika mandritra ny andron'io 12 decembre, andron'ny fifidianana io. raha azo atao dia mba ny andron'io ihany no hitatitra fotsiny fa tsy hiady hevitra na hanao propagandy! azo atao ny milaza ny toerana sy ny zava-nisy sy ny fiatraikany azo hamarinina fa tsy hanosom-potaka fotsiny na iza na iza mety ho safidin'ny tsirairay.
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 19:19
2. tendry77 ( 07/12/2007 19:19)
manahona:anniversaire!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719