Misy mahita ny tiona fjkm voadika note fa tsy solfa malagasy

1. nororavel ( 27/08/2007 17:26)
Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy
Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio
misaotra diany mialoha
Noro
novalian'i njiva16 ny 16/03/2016 12:38
2. tsaramaso ( 27/08/2007 21:53)
mianara solfa gasy !!!!
3. ikaretsaka ( 27/08/2007 22:02)
mianara solfa gasy dia avoahay @ ireny logiciels mamoaka tablatures sy notes ireny avy eo
4. mabloo ( 28/08/2007 00:46)
le izy alo tsy misy e!fa misy mpitendry orga kosa any dago efa nahavita namadika ny slfan'ny tiona ho tain-dalitra, fiangonana vontovorona angamba izay raha tsy diso za !!
fa zao e!afaka mianatra solfa enao fa tsy sarotra ho anao le izy raha efa tain-dalitra no nahazatra anao , afaka manana repere kokoa ianao raha toa ka manana ilay boky fihiran'i erf ohatra , dia ampifandraisina amin'ny tiona fa misy hira iraisana mantsy ireo e!
mazotoa ary e!
5. pkm ( 28/08/2007 09:09)
Miarahaba,

Ny ankabeazan'ny hira ao anaty tiona dia vahiny no nanoratra azy, noho izany dia maro ireo izay hita eto @ net na fichier midi na partition, mijereva ireo site misy midi chretien.
6. lembelo ( 31/08/2007 00:05)
Fa aiza kay no misy an'i Norovel fa mety afaka manampy anao aho.
7. eric21 ( 22/08/2014 13:37)
iz no mba manana tiona version pdf na excel na word na ze misy afka atsofoka anaty ordi na tablette mba izarao azafady amin'ny adresse ranaivoarison21@gmail.com.merci d'avance
8. njiva16 ( 16/03/2016 12:32)

nororavel:

Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy
Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio
misaotra diany mialoha
Noro


ok,bjr,za manana ny tiona complet solfege originale,(fb=NJivah Tinah Ramaromanana)
9. njiva16 ( 16/03/2016 12:38)

[quote=nororavel]
Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy
Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio
misaotra diany mialoha
Noro
[/quote=izaho manana tiona complet solfege,fb=NJiva TInah ramaromanana]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153