Rakipiainana

1. xxx ( 07/05/2007 12:53)
Hono hoa mba misy manaraka ilay tantaran'i Soanja ve ianareo? Mba lazao ny hevitrareo momba io
2. nikopol ( 07/05/2007 12:56)
tiko be mintsy ! miandry ilay boky ivoaka za dia hividy !
3. sipagasy ( 08/05/2007 21:13)
mahazo mametraka ny hevitrao anie ianao isaky ny pejy voasoratra e!
4. tianalala ( 27/06/2007 06:59)
ie manja mihitsy le tantara saingy mampalahelo dia tsy handefa ny tohiny intsony hono izy dia ny fizarana faharoa
5. sipagasy ( 30/06/2007 15:01)
dia miandry ny boky hivoaka daholo izany isika e!!!!:-*
6. ari.malala ( 03/07/2007 14:17)
fa aiza no misy an'io azafady fa zay te hamaky e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1315