Tsy mitovy saranga .

1. Fiffi ( 13/02/2007 09:02)
Iza no nahita an'io film io fa tena ....:(:( :snif::snif: be le izy......
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:35
2. mignone ( 13/02/2007 20:04)
heu ... mba tantarao kely hoe ny patiny !
3. xylo ( 14/02/2007 12:50)
mba misy afaka manome zany"film" zany ve fa zahay mbĂ´ te hahita,misaotra e!:(
4. Fiffi ( 14/02/2007 13:02)
tantara tena mampalahelo satria "misy valiny daholo ny zava-drehetra" ....ny fanaovana tsinontsinona ny tenin'Andriamanitra , ny fandroahana ny reny sy ny anabavy , ny fitiavam-bola ....nandrava zavatra bdb.....
Fa somary nahagaga ahy fotsiny ny titra hoe "tsy mitovy saranga" satria hoe ilay bandy tambanivohitra ary mahantra saingy mpivavaka be no nahita fianarana.... ary le sipa renivohitra mpanankarena ....mpaniratsira ....kanjo....:(
5. dasy ( 17/03/2007 17:56)
tsy mba azo apetraka eto ve io film mba ho jerenay ?
misaotra
6. Fiffi ( 17/03/2007 21:27)
efa misy ao kah ! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45db1707ebe1e
7. dasy ( 18/03/2007 13:51)
tena mba tsy hitalo ny misy an' io " saranga tsy mitovy " io
8. Fiffi ( 18/03/2007 17:35)
vao misy film maro2 nalefan'ny namana atsy ambadika atsy fa jereo ange eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065