SMS gratuit @ net mankany @ phone !!

21. Yasminah ( 03/04/2007 14:37)
mits
manokatra ilay
callwarre sms aho fa tsy misokatra mhitsy
mba ampio aho fa mba te handefa sms aho re a!
misaotra mialoha
22. rurik ( 14/04/2007 13:44)
le izy ko to teny anona be daholo ko hi hi hi
23. Ryhaj ( 29/11/2018 16:45)
Izaho dia nanamboatra application (Android ihany, tsy mandeha iPhone) ho an'ny RAD, atao ao @ telephone an'ny zanaka. Papa na maman dia afaka manaramaso(mamaky) ny sms sy appels rehetra(entrants/sortants) @ telephone an'zanany, izany mba iarovana azy @ olona miserasera aminy(refa miconnecte internet ilay ankizy vao lasa any @ compte personnel web-nao daholo ireo, mahazo login personnel enao).

PS: mazava ho azy, azo ampiasaina @ madama na ramose :)

Raha liana ianao dia andefaso hafatra aho, na indro ny email-ko: "sms.vu@vu.cx"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3988