Mitady Artista peintre, manao sary sikotra, craft sns

1. soanja ( 03/01/2007 03:53)
Manao ahoana daholo o. Sao mba misy havanana amin'ireo ato azafady fa mitady an'ireo izahay. Manorata any amiko manokana.
Raha any Mada dia tena tsara fa mety koa ny avy ety ivelany. Raha any Mada dia "mety" karamaina fa raha avy ety ivelany dia resaka "mpirotsaka antsitrapo" daholo. Misaotra mialoha.:D
novalian'i soanja ny 04/01/2007 04:01
2. soanja ( 03/01/2007 15:01)
Ary tsy hitako ny zavatra nosoratan'i Lemenakely?
3. dongadonga ( 03/01/2007 21:04)
tsy hazoko ny teninji hoe raha any mada dia mety fa raha any ivelany dia mpilatsaka antsitrapo daholo:?::idea:
4. soanja ( 04/01/2007 04:01)
dongadonga:

tsy hazoko ny teninji hoe raha any mada dia mety fa raha any ivelany dia mpilatsaka antsitrapo daholo:?::idea:


Mitady volontaire hanampy anay amin'ny resaka sary hosodoko sy sary sikotra ary hafa any Mada izahay. ka raha any Mada ilay olona dia azo jerena ny hanakaramana azy raha toa ka tsy afaka manome ny fotoanany bojo fa raha ny avy aty an-dafy kosa le olona de per diem no azony fa mba donation kosa ny fotoanany aminle asa.
Asa naefa fa sao mihemotra ny olona fa mila fanampina re izahay o, raisina antanandroa izay mahay anireo. Dongadonga ve mety mahay?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155