Mila fanampiana

1. lezozyabe ( 28/12/2006 01:38)
Salama dôly eh!
Mila fanampiana @ namana any dilam-bato fa sarotra ny mitady ny fitaovana hiasana eto an-tanindrazana! Ny ahy mantsy dia ny manamboatra sy mamaha olana (décodage) irony finday (gsm) irony no fivelomako sady ankafihiziko tokoa nefa ny fitaovana eto an-tanàna dia sady lafo be no tsy ahitana firy loatra ka asa raha misy afaka manampy ahy @izany olako izany ny namana sasany?
Misaotra mialoha eh!
Lezozy
novalian'i bazylou ny 29/12/2006 21:14
2. Fiffi ( 28/12/2006 07:17)
ohatran'hoe inona le fitaovana ?
3. bazylou ( 29/12/2006 21:14)
Azo hifananmpiana tsara ianao ry namana nefa, ohatran'ny inona ilay izy ary misy ref ve ilay machinenanao. Feno mntsy reny aty ary feno karazany ary raha tsy diso aho dia logiciel fotsiny io ....
Omeo ny ref dia omeo ny mailnao fa hifanampy isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3526