contraception

1. xxx ( 06/12/2006 05:20)
efa nahare aho oe misy ilay pillule hohanina 24h après rapport sexuel, afaka mba milaza ny anaran' ilay pillule sy bb kokoa momba izay v ?
novalian'i robin ny 01/01/2007 15:17
2. booboo ( 06/12/2006 09:21)
-saika diso be hatrany an-dreniny fa 72h ihany no faharetan'iny pillule de lendemain iny.

-disoiko hatrany an-dreniny kounkou raha iny no atao solona methodes contraceptives :twisted::twisted::twisted:. Tsisy effets-ny tsony izy raha hohanina isaka zay avy nanao foana tsy nitandrina tany nareo :twisted::twisted:

-Eny @ pharmacies no mivarotra azy

-Mampiasa préservatif na mihinana pillules (manatona gynéco sao mamosavy tena ao), na mitsindrona, na manao sterilet (5taona tsy manahy)
@ zay tsy matahotra lava zao isaka ny tara ny red red
3. papounette ( 06/12/2006 10:28)
Misy betsaka ny fnfd zay ampiasaina @ Contraception d'urgence na antsoina koa hoe Pillule de lendemain.Fa ny eto Madagasikara de Norlevo no hitako disponible eny @Pharmacie.
Izy de eo @20.000Ar eo ho eo ny vidiny raha tsy diso.Ampiasaina izy io raha ohtra ka nisy firaisana ara-nofo "à risque"(tsy nanao na rovitra ny présérvatifs akaiky fotoana lonaka,nanadino nihinana pillule, ....)ka mety mahatonga vohoka tsy nirina.Miaro anao @'iny indray mande iny ihany le fnfd.
Ny fomba fihinana an'azy an de tsy miandry 24 h ap rapport sexuel fa ny 1ère prise de dans les 12h suivant les rapports séxuels.Misy ny fmba fihinana an'azy ao @le boite ao.:P
:-*:-*bisous daholo
4. tywa68 ( 06/12/2006 11:21)
aza manao an'zany irery enao ry xxx fa mandehàna mijery dokotera mihitsy dia teneno aminy ny mahazo anao ! @izay mba mahazo ny ilaina koa (sady tsy manao² foana) !
5. kelly13 ( 06/12/2006 12:48)
booboo>ilay sterilet ankia toa ôtran'ny tsy voako an, ôtran'ny tsy mety zany ny saiko hoe misy zvt mipetraka ao anaty utérus-ko ao, lolll!! manao tampon aza mou efa mahakivy ahy, ka maika fa io pdt 5 ans, dray dray dray!! matahotsa za!

ny pillule du lendemain indray d apres 72h ny rapport no mandaitra fa ra plus d tsy mety tsony, za nefa d milaza fa na 24h aza le izy d nandaitra tamiko, hahahaha, ms nahazo cadeau nilay b kosa klou za 9 mois apres an :-*
6. watafon ( 06/12/2006 15:55)
xxx:
http://www.piluledulendemain.com/piluledulendemain.htm
7. Fiffi ( 06/12/2006 18:28)
wata: ena io mihintsy :)
8. robin ( 01/01/2007 15:17)
Misy koa ny prostinor 750 ra tsy maita norlevo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1526