Ny Lamboara

1. soanja ( 24/11/2006 02:19)
Io biby Lamboara dia indray de hoe nisy na misy taty Madagasikara. Ka sao mba misy mahalala ny momba an'io azafady. Misaotra mialoha. Bibin-drano io an sao misy hiteny hoe le lambo fihazantsika.
novalian'i soanja ny 27/11/2006 14:38
2. prime ( 24/11/2006 10:21)
:-D:-D tsy mahay akia soanja fa dia miala tsiny fa dia manantena ny hafa e...:)
3. Mitah ( 24/11/2006 17:58)
Miala tsiny fa izay aho vao naheno izany Lamboara izany. Tena tsy fantatro koa e!
4. melody ( 24/11/2006 18:51)
dia torak'izany koa za, tsy haiko:)
5. Fiffi ( 25/11/2006 16:15)
ary zay fikarohana nataoko rehetra de tsy misy milaza fa biby io an ! fa toa toerana na faritra any Tuléar any ?
6. soanja ( 25/11/2006 16:22)
Zany ve? Asa aky fa tena biby io ka. Ny hoe mbola misy ve no tsy fantatro. Ndraso alo dihihako tsara de aleofako eto izay kely fantatro momba azy. Ary sao kosa ary "lamboharagna" aky fa zah no diso?
7. Fiffi ( 25/11/2006 16:28)
soanja: io @ carte io le izy..
8. soanja ( 25/11/2006 17:42)
Le biby no tiako ho fantatra ka. Misaotra fiffi a.
9. Fiffi ( 25/11/2006 18:26)
ka io hoa no hitako t@ fikaroana rehetra nataoko .
10. soanja ( 25/11/2006 20:59)
Fiffi fantatro fa misy an'io toerana io ka. Misaotra andry nanao fikarohana. Fa raha miteny aho hoe biby no tiako ho fantatra dia info momba le biby no tena mahaliana ahy. Misaotra andry nisahirana an.
Fiffi tsy voatery ao anaty Internet ao daholo ny valin-teny rehetra an. Misy koa ny atao hoe lovan-tsofina dia avy any aamin'ny bebentsika sy dadabe dia miampita amintsika dia mifaindra any amin'ny zanakantsika.
11. Fiffi ( 26/11/2006 20:16)
ok soanja ! misaotra anao ...
12. cutie ( 26/11/2006 21:44)
soanja ty no hitako :)
LAMBO : porc, cochon, sanglier ; LAMBOLY sanglier ; LAMBOARA, LAMBONDRIAKA V. FESO
from: http://www.zomare.com/lexiques/lexiquel.html
13. soanja ( 26/11/2006 21:48)
Cutie a, io Lambondriaka io le izy. Io ilay anarana tadiaviko hatramin'izay. Merci aky a. Mahafantatra momba anio indry?
14. cutie ( 26/11/2006 21:56)
soanja
Lambondriaka= Dugong
http://www.sirenian.org/dugong.html
15. cutie ( 26/11/2006 21:57)
ty koa mbola misy info
http://www.britannica.com/eb/article-9031381/dugong
16. cutie ( 26/11/2006 22:14)
ty koa :)
bespokeexperience.com/images/dugong_pic_189.jpg
17. cutie ( 26/11/2006 22:18)

http://bespokeexperience.com/images/dugong_pic_189.jpg
io ny sary :)
18. soanja ( 27/11/2006 08:22)
Misaotra letsy Cutie a. Tena io mihitsy fa sao mba manana tantara momba an'io ndry resaka lovatsofina. Misaotra.
19. Fiffi ( 27/11/2006 09:23)
http://www.horizonm.com/moussis/animaux/ocean/dugong.htm
http://www.premiumwanadoo.com/photo-sous-marine/St.Johns2005-3.htm
http://www.euratlas.com/essai/dugon.htm
http://www.montoutou.com/Dugong.html
20. cutie ( 27/11/2006 14:22)
soanja
de rien fa tsy manan tantara za fa mbola mikaroka koa:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2166