HOMEOPHARMA

1. tisera ( 19/11/2006 07:20)
misy an'ity site-n'ny homeopharma ity http://www.hoeopharma-madagascar.com izany hitako dia mivarotra via internet ireo produits isan-karazany amboariny ireo izy ka ohatry ny te-hanandrana ilay soins du visage aho (peau grasse) ka sao dia mba efa nisy nampiasa ? Dia manao ahoana ilay izy ?
novalian'i melle ny 06/03/2019 11:20
2. Fiffi ( 19/11/2006 08:58)
tisera: tsy misokatra le site ô !
3. tisera ( 19/11/2006 09:04)
:( andraso aza hoe jerentsika eto http://www.homeopharma-madagascar.com
4. tisera ( 19/11/2006 09:08)
driiy mbola tsy nety indray nefa ataoko copier coller koa dia tsy mety asa ity raha hisokatra sinon miditra homeopharma ao @ google
http://www.madagascar-homeopharma.com/
5. adidy ( 19/11/2006 11:59)
Za nampiasa ilay crème baobab t@ nandalo tany Dago, sy ilay aux orchidées, dia nety ihany, fa nony nampiasakio taty ilay izy dia ohatra ny tsy nety indray; ka asa na ilay toe-tany no tsy nety avy eo, na za no reraka dia lasa niha-nisy mony!! Dia najanoko!
6. kitjo ( 19/11/2006 19:01)
tsy voasokatro ilay site

fa za d tena fidele produits Homeopharma mihitsy!

Mampiasa ilay vahona Lotion sy Demaquillant za zao..savony minceur sy Phyto-gras ary Phyto-foie fa tena mety amiko aloha..ankoatra ny menaka fanorana (Ravintsara sy katrafay), ny fanaovana evoka

asa mety ny climat no tsy itovizany fa ho ahy aloha mitovy@ climat any Dago aty d mety tsara!

le argile verte amidy any Dago reny koa tsara be atao masque!
7. tisera ( 20/11/2006 12:12)
kitjo : tsara kosa izany raha tena mety @ peau -n'i kitjo ilay produit .
adidy : izaho koa io mony io no problème-ko ange é! (sy ny tasy kely ajanony rehefa maina ilay izy) : ny nampiasaiko farany izao dia ilay gamme Pure de Garnier ; talohan'io ilay visibly clear-n'ny neutrogena fa ééé! ilay mony akory tsy hoe mirongatra be ohatry ny an'ny adolantsento (adolescente) fa mahasosotra ihany na izany aza , dia hoy nahita ilay homeopharma io aho dia te-hanandrana fa sao dia ireny produits vita gasy ireny no adaptés tsara @ peau-n'ny tena.Tadidiko manko taloha ny mamako nampiasa savony soa -n'i ratsimamanga fa tena nety be taminy dia misy menaka gasy izay koa fa tsy dia tiako loatra ilay menaka fa tsy fantatra mazava ny tena ao anatiny ao .
8. adidy ( 20/11/2006 13:00)
Ny gamme nampiasaiko nahafampo ahy taty dia Kiotys,à base d'huile essentielle. Dia izao nanadrana produit izay aho hoe Phyt's fa tsara be koa . A base d'huile essentielle, misy crème maromaro izy fa ilay C17 izy izao no tena hitako mety amiko!!
9. kitjo ( 20/11/2006 16:58)
ny ahy aloha ireo lotion sy demaquillant ireo zao no ampiasaiko @tarehy fa za koa tsy dia mikitikita tarehy be lotsa.
fa tany Dago taloha dia Sandy tao @ Bio33

fa inddray aho manafatra masonjoany any Dago..tonga dia asaina kikisan'ny ao antrano dia ranoina @ rano kely sy glycerine ..zay no anaovana masque na argile verte...fa tena mety koa aloha io..saingy maketana be amiko raha tsy asiana ilay glycerine

tisera> efa mba nandramandry ve ny voatabia? dia ny tantely koa? za olona tsy mba mpisy mony fa nddray fts misy iray miseho refa ho regle ohatra d tantely avelako eo elaela d sasaina tsara aveo d hosorana voatabia..tsy maharitra ela sady tsy mamela tasy!
10. rfd2001 ( 21/11/2006 13:18)
MISAOTRA RY RETO MAMPIASA NY VOKATRA MALAGASY. EFA HO AVY TSY HO ELA NY CREME MASOJOANY FA AZA MATAHOTRA
ITY NY ADIRESY E :http://www.madagascar-homeopharma.com JEREO FA MISY VOKATRA MALAGASY MAHASOA BE DIA BE AO E!
11. mi ( 29/11/2006 15:11)
mahafinaritra refa tia ny produit vita zato isan-jato malgasy isika e! sady zao koa nge e! tsisy effets secondaire mihintsy ny fampiasana ny produit homeopharma e.
de mazoto mampiasa ny vita malagasy e!
12. ikaretsaka ( 30/11/2006 05:01)
za lela fa za mampiasa tambavy homeopharma.. ny ahy le phyto coeur no ataoko fa tsara
13. tisera ( 02/12/2006 09:02)
:) misaotra ny rehetra @ toro-hevitra é!
kitjo::-*:-* taloha aho tena mpanao voatabia sy tantely asiana citron kely , na ilay voana concombre , na carottes fa lasa tsy dia mahavatra noho ny produits etsy sy eroa fa tena hiverina hanao ireo indray sady tsy hita izay naharatsy azy!
14. kitjo ( 03/12/2006 12:56)
ie, le fotoana tsy misy koa matetika dia ze produtis tonga d mora hosorana fst no atao
ny ahy refa alahady hariva no atokako tanteraka hikenokenonina mba hikarakara vatana e...

@io aprem ray manontolo mahavita manao gommage, masque, manicure sns..hihihihi
15. latina ( 26/01/2007 14:06)
Za mampiasa ilay gélule ana papay an'i Homeopharma, miaro @ cancer n'ny hoditra, vavony, mampahia, miaro @ fahanterana aloha sns, fa lasa mandina be mihitsy ny tarehiko, tsy mila manao soins govana be intsony fa ilay eau precieuse baoba Homeopharma dia ampy hanasana tarehy isa-maraina. Ny produit andry zareo somary elaela vao tena hita ny fiasany saingy, mateza be ny vokatra azo. Raha sendra tsy mahavita aza ianao 3 andro dia tsy miova mihitsy ny tarehinao fa mandina sy mavana foana.
Mba andramo sao mahasoa.
16. nenipita ( 27/01/2007 10:47)
latina>>>inona tsara hoe ny anaran'ilay gellule zany ? ao @ homeopharma fa mbamahaliana ahy ery, ohanina zany izy io fa tsy ahosotra @ tarehy? de hanina mandritry ny firy andro
17. latina ( 29/01/2007 09:30)
nenipita>Gélule de papaye no anarany, vovoka papay no ao anatiny, izay fangarony hafa aloha tsy fantatro fa tsy nosoratany eo amin'ny foniny. 40 no ao anaty boaty 1, 27 500fmg ny vidiny, 2 maraina, 2 hariva no ohanina. 2 boaty no nasain'ny dokotera taperiko. Izany hoe raha hividy ny vokatra Homeopharma ianao dia misy dokotera maimaimpoana ao amin'ny botika hanome hevitra sy fanazavana. Tao amin'i Homeopharma Ampefiloha aho no nandeha dia tena afa-po, comprimé ana Géranium (anti-stress) no saika novidiako tao dia natorony an'io papaye io aho ho fanampiny dia tena hitako hoe mandaitra. Dia sady nohaniko izany ilay pilina kely géranium, no nohaniko ny gélule ana papaye.
18. melle ( 06/03/2019 11:19)

latina:

hummm, lay mandravasaotr lo tena tsara, fa za zao mampiasa lay gélule papaye, d oe mandany 2 boites hoy lay docteur vo mahita fiovana, ny tarehiko mantsy no tena nandehanako tao amin'ny homéompharma, d nahazo lay crème orchidée sy flacon kely à base de romain hosorana mamay b sady manaikitr maso, d lay eau micellaire masoala no nasain docteur hanasana tarehy, efa 10 andro zao no nampiasako reo produits reo fa tena tsy mahita fiovana na d kely re za e, nefa ny mahagaga be ana dia nandefa lay coffret soin de visage miaraka @ savon iny za cadeau ho an'ny zana-drahavaviko any france d tena tsy ampy 10 andro zany izy dia niantso oe tena mety aminy sady efficace b lay crèem orchidée indridra2, d mbola manohy ny traitement lo zany atreto fa mety miverina mividy indray mande na mandany in3 lay produit eo kosa ngamba vo mety ahita fihovana
19. melle ( 06/03/2019 11:19)

20. melle ( 06/03/2019 11:20)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0786