Marie Antoinette

1. soanja ( 12/11/2006 15:03)
De mba nijery anle Film Marie Antoinette hoa zah, de tena diso fanantenana be fa sady efa nosimbaina tamle sound tracks tsy mifanaraka amle toetrandro taminio fotoana io no sady koa be no nodinganina sy tsy no tantaraina. Asa na ahoana ny hevitrareo. Ny ahy mantsy film setting taloha ohatr'ireo no mba tsy afako loatra fa ity iray ity tena nanondrana mihitsy.
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:48
2. cutie ( 12/11/2006 21:21)
tsy maharaka
iza zany Marie Antoinette:roll::roll::roll:
3. soanja ( 13/11/2006 03:07)
Izy aky no anisan'ny mpanjaka vavy tao la Frantsa tao. Dia ry zareo no faramparany tao de vita ny fanjakan'ny mpanjaka. Mahaliana ny tantaran'ity ramatoa ity raha tia tantara (History) indry.
4. cutie ( 13/11/2006 12:14)
ie za tia
fa hojerena jay zany :lol:
5. fali ( 27/12/2006 09:18)
soanja:za aky tena tia an'ireny film (history)ireny fa izaho aloha mbola tsy nahita an'io Marie Antoinette io e:D
6. soanja ( 27/12/2006 09:48)
fali:

soanja:za aky tena tia an'ireny film (history)ireny fa izaho aloha mbola tsy nahita an'io Marie Antoinette io e:D


Andraso fa raha mivoka DVD de hitondrako indry. Izay an.:-*:-*:-*:-* ratsy anie ilay iray ity e. sa tsy manahy?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3788