mampirafy

21. zoklbfkfk ( 16/10/2006 08:20)
diamondra27:

misy tratra fa tsy miaraka akory ry zareo fa ny olona no mamely tsaho sy manana imagination.

Raha vao mba manana mpiara-miasa manana attente aminao ianao de lazain'olona hoe: misy tsy mazava ao:-w:-w

Ny ahy fantako @ fihetsika ny olona raha mampirafy. Jereo tsara ny fomba fijerin-jareo de diniho fa ilay iray amoureux(se) manana fijery babo, tsy azo afenina io. Mi-admirer ilay olontiany izy rehefa miresaka aminy.

Tsy ho hay izany fomba famantarana azy izany raha tsy manao recherche sy manao expérience @ olona fantatrao fa mifankatia ianao.

Valable ihany koa io ho an'ny homosexuel

Izay te-hanandrana izany dia rehefa eny an-dalana , na any ampiasana na any @ rest etc... dia diniho ny fomba fijerin'ny olona manodidina anao , de tu poses de question oe: miaraka ve reo sa tsia.
Ho an'izay te-hahalala hoe: ahoana nymampirafy io fa tsy ho an'izay manankatao.


tena marina mihitsy ireo ry diamondra27, efa nahita cas hoatran'io zaho fa tena tsisy azo afenina tsony. Sady tamin'izay aza nisy réception indray hariva izay. Teo no noraisina, lay lehilahy efa manambady an! dia ilay sipa koa efa manan'olon-tiana.
Ngamba ny azy efa tsy filana intsony fa fitiavan-draha diso tafahoatra:twisted:
22. diamondra27 ( 16/10/2006 22:43)
:lol:
23. fiderana ( 17/10/2006 10:36)
huuuum...! hotran'ny lhl no voa be @ ity resaka ity.:lol:
24. kala ( 18/10/2006 09:02)
Amiko aloha tsy misy fomba ahafantarana azy mivandravandra be hoe mampirafy ilay olona iray fa ny indices madinidinika toy ireo voalazan'i diamondra27 ireo dia anisan'ny ahazoana miahiahy ny fisian'ny olona hafa eo amin'ny fiarahana ê!

Na koa miova kely fotsiny ny fihetsiny sy ny fomba amam-panao ange ka efa azo isainana ê!

Sady mba mila manao analizy fa tsy dononaka be eo fotsiny hoe ity sipako (na vadiko) ity ange tia ahy ê! sns...

Tandremo nefa sao fantatrao hoe mampirafy izy dia iny koa ianao fa hitroatra! diso be zany!!!
25. mimich ( 18/10/2006 14:05)
miombon-kevitra am kala za
de ny "Intuition féminine":-D:-D:-D fa iny aloha hmafin'izay voalazan'i kala reo ee!!!fa tsy mande rery.
26. Fiffi ( 19/10/2006 06:17)
xxx:
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?
misy signe trompeur foana io an!


27. diamondra27 ( 19/10/2006 06:49)
iza no mbola tsy nampirafy @nareo bandy manambady 'reo zany e?=))=)):-$:-$
de mba lazao anay le ataonareo tamàna be ao @ vadinareo ao oe: inona no ataon'i madama mba tsara ianarana.
28. sheki ( 19/10/2006 14:08)
Marina daholo ny valintenin'ireo izay namaly anao...tadidio anefa fa matetika ny lehilahy mampirafy rehefa misy zavatra tsy hitany ao antrano ka ianao ihany no mahatsapa hoe afa-po ve izy ao an-trano...Raha hitany ao aminao daholo ny hatsaram-panahy sy ny tambitamby tsy hanana hery handehanana any an-kafa izy. Raha mbola mieritreritra anefa ianao hoe mety mampirafy izy, dia resaho anontanio...nefa ny mpampirafy mahay mandainga be koa fa tandremo...Mahereza ary aza taitra anefa raha tsy efa mahatratra:!:
29. mandrindra ( 19/10/2006 14:10)
pissoa:

mandrindra aoro size :-D:-D:-D
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?
:-P:-D:-D:-D

tsia tsy aoro size izany satria ny tiako ho lazaina dia tsy misy ny fampirafesana. noho izany zavatra izray tsy tokony ho tadiavina ny fisiany na tsia:°):°):-D:-D:-D

30. fabio ( 19/10/2006 14:25)
marina daholo ireo fa izao aniraho detectiva :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
31. pissoa ( 20/10/2006 21:25)
fabio:
marina daholo ireo fa izao aniraho detectiva

fabio - kou rah tsy zah no be vola sy lany atao kou :roll::-D:-D:-D

mandrindra:
tsia tsy aoro size izany satria ny tiako ho lazaina dia tsy misy ny fampirafesana. noho izany zavatra izray tsy tokony ho tadiavina ny fisiany na tsia

hita fa aoro size e ! :-D:-D:-D

Ruby:
marina tokoa ny tenin i cutie satria io ilay hoe mahita dia mino mazava ho azy.
fa raha teo amin'ny toeran i xxx ve i pissoa dia ho niandry izay fotsiny fa tsy mba nihevitra ny handalina kokoa aloha sy hamantatra hoe inona ny fambara?

heveriko fa na tsy misy "fambara" akory aza - dia afaka foronina foana izany ! indrindra rehefa tsy ampy saina sy entim-po :-D:-D:-D Jereo ireo ambony ireo fotsiny izao - fa na caca an'ny vitsika aza azo atao montagne manasaraka, ary hitenanenana fa mampirafy ny partenaire :-w:-w:-w:-D ka raha ny fambara no ianteherana dia mety handrava zavatra amin'ny tsisy antony akory. :-D:-D:-D

Ny fambara karazany fotsiny oe watch out fa tsy voatery midika oe mampirafy le iray :-D:-D:-D
32. xxx ( 21/10/2006 12:54)
fa inona aloha no olana aminy ilay miaraka aminy olona 2 na 3 e!enao aza mba tsy tia tena fa mba mizara koa!ny ahy izao dia sady misy frantsay,misy polonaise,misy tcheque,italianina,gasy mazava ho azy,tsy hitako izay olana!samy efa mahalala ny marina avokoa ireo fa tsy misy blem!

le olona mijery ivelany no marary andoha voalohany!tsy azoko!rhefa mba miaraka aminy iray dia mba atao tsara izay atao dia tsy misy sarotiny hoe za adinona etc...!ny lehimahy anie ka tokony hanana vady sy sipa maro e!izay ny natiorany fa terenareo hiditra aminy saina hoe "moderna " fotsiny!dia avy eo mikorotana satria tsy izay le saina koa!aleho mitsotra ohatra ahy ihany!
33. cutie ( 21/10/2006 12:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
34. degree ( 04/11/2006 17:59)
amiko dia lasalavitra loatra io resaka io,fa ny lehilahy raha mampirafy dia mailo lalandava eo hanatrehan'ny vady be :lol:
35. mandrindra ( 07/11/2006 13:35)
xxx, =D=D=D
36. ari.malala ( 07/11/2006 14:35)
hahaha, nahazo aina b i mandrindra!:-D:-D:-D
37. mandrindra ( 07/11/2006 14:46)
ary mahita lavitra anie i ari.malala izany e :-P
38. kelly13 ( 07/11/2006 19:39)
refa tsy mody alina!!!! hahahaha!!!

ny lhl tsy hita fery ono nefa ny lhl matetika tsy d mahay mandainga, donc raha vao tsatohana kely d mivarahontsana!

mandrindra>fita fa nahazo aina b elah eee!!! hihihi!!

mandrindra sy ny hoe tsy misy zany mampirafy zany fa mizara fitiavana hihii!!! mbola tsy matiko papillon fôna io, nde mba hizara fitiavana za ka!!:-D:-D:-D:-D
39. anjely ( 09/11/2006 13:07)
Misy olona mampirafy fa tsy misy hahafantaran'ilay miaraka aminy mihitsy na dia an-taonany mato aza no hiarahany amin'olona hafa satria efa naturel be aminy ilay mampirafy ka tsy mahamahana azy akory ary izy tsy manova fihetsika na fomba mihitsy ao antokantranony. Ny avantage-ny: tsy mampijaly ny andefo-mandriny izy satria tena 2ème vie en parallèle no iainany fa tsy misy risque handrava ny tokantrano
40. mandrindra ( 10/11/2006 14:37)
kelly13, aza vonoina ny lolo fa aleo hanidina e:-D:-D:-D. dia mandehana amin'izay mizara fa izany no tsara indrindra, aza adino fotsiny aho an:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212