Mba ampio izahay vaovao eh

1. texminetsal ( 15/07/2006 19:52)
Salut daholo eh!
mba mila anareo efa mpikambana izahay fa mbola naivo be nefa te hanao zavatra! sô de tokony asiana permanence handray izay mpikambana vaovao! hi hi hi:lol::lol::lol:
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:35
2. cutie ( 15/07/2006 20:29)
:-D:-D:-D:-D
zavatra in zany tinareo atao zany:lol::lol::lol::lol:
3. fasaly ( 16/07/2006 05:54)
:-D:-D:-D:-D:-Dzavatra goavana:wink:
tonga soa zany kou! de manadray anjara raha te hanao zavatra!!:-D
4. Fanja1 ( 16/07/2006 09:03)
tonga soa de atovy zay mety :)
5. hery ( 16/07/2006 09:58)
Tsisy permanence fa ny vavahady efa midanadana dia tonga dia miditra :-)
Raha noana tonga dia mihinàna.
Azo ihinanana avokoa ny voankazo rehetra... afatsy ilay eo ampovoany io no fadio dia fadio :D
6. dadabe ( 16/07/2006 12:35)
fa inona klou le naivo e??:-w:-w:evil:
7. vale ( 16/07/2006 13:25)
:-D:-D:-D talou Zefa dia izao izany Naivo ndray:lol:,hihihihihih
8. olotoano ( 17/07/2006 09:18)
Gamuf varomo ky anala heretha.
Ibaro noa akse lza daodao garama alikaheo er!

lza ligy daodao iraky amefano efo ta fgy ligy lalamy .
Lakokfaky aro ta ligy damiky via ikoka roy iakaheo ky afaono ? lakohafha tofgiky .

Izaho aloha tsy dia mananjavatra ho lazaina bobaka fa manoiratra ny olona dia manoratra ny fekakay :D:D:D:D:D
9. nenik ( 19/07/2006 03:07)
Fa fiteny inona koa izany le

10. piacer ( 19/07/2006 11:13)
ela ndray io kôzy mivadika an-dra olotoano io no tsy kobo an
11. dailynews ( 26/07/2006 15:47)
za koh zany vaovao be roa volana lasa izay fa adinoko ny nandalo teto, fa tonga fotsiny dia arosoy ny hevitra dia tahaka ny hoe efa tao antrano efa ela ianao.
12. majinikakely ( 27/07/2006 09:11)
teny arabia v zany eh
ampifamadihana ny litera voalohany aminny renitsoratra ary ny zanatsoratra tsymiova
ohatra gomoto = solofo
g=s ; m=l ; t = f
mba anjamo adika hoe io ambony io
alfabeta malagasy ah fa tsy vazà
13. Fiffi ( 30/07/2006 20:21)
zah koa ! :)
14. arson ( 01/08/2006 12:35)
miarahaba anao za tonga soa eto @ sera2 tsy de misy enarana io fa otran'ny mihinambary ihany e!
majinikakely:ay ekao laray feky ahazia,ba ko laray anvao ritakikaka isina gy ekao.ba do nemy ve eta karay teky ahazia.demola e!

olotoano:laray ve libegifa a! ba ko akie laray e!go edehikao roe fahainy.

zay fa ok daholo e!aza mety arebirebinolona @ teny tsy fantatra so de vofitaka
fiffi a! enao ko mba inona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1927