AUGMENTATION DES ÉMISSIONS DE CO2 DES PAYS RICHES EN 2004

1. Fanja1 ( 03/06/2006 07:52)


LONDRES/OSLO (Reuters) - De nombreux pays industrialisés ont accru leurs émissions de gaz à effet de serre en 2004, avec les Etats-Unis en tête qui ont atteint un record après un fléchissement au moment de l'arrivée au pouvoir de George W. Bush, selon des données publiées vendredi. Les chiffres, envoyés par 33 gouvernements au Secrétariat sur le changement climatique de l'Onu à Bonn, montrent que les émissions de gaz carbonique, largement responsables du réchauffement climatique, sont passées de 14,5 milliards de tonnes en 1990 à 15,1 milliards de tonnes en 2004.
novalian'i prime ny 23/06/2006 07:26
2. lapino ( 03/06/2006 07:59)
Dia inona anefa no olana e ?
3. Fanja1 ( 03/06/2006 08:17)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 03-06-2006 12:59:08
Lohateny : Re : AUGMENTATION DES ÉMISSIONS DE CO2 DES PAYS RICHES EN 20
Dia inona anefa no olana e ?

j'espère ke tu plainsante :?::?::?:
4. Fiffi ( 03/06/2006 11:20)
indrisy fa raha mba samy manao geste kely avy ny firenena rehetra dia mba ho havotra hiany izao tontolo izao .
Ny USA aloha no tena mandoto , @ zay koh tia tena , ny harenany hiany no jereny .
Mbola tsy mampihiratra ireo sainy sy ny masony hatramin'izao ireo loza rehetra tsy mitsahatra tonga any zao ?
Ry zareo hiany no nandaha ny Protocole de Kyoto nohon'inona ? fitiavan-tena.
5. kally ( 03/06/2006 12:31)
Mba nandinika tsara ve i Fiffi vao niteny sa namerina fotsiny izay lazain'ny haino aman-jery fandrenao any Europe? Fihatsaram-belatsihy fotsiny ny protocole de Kyoto no tena marina.
6. lapino ( 03/06/2006 13:24)
Fanja1, non je plaisante pas :)

Miakatra ny gaz à effet de serre. Avy aiza ireo? Avy amin'ny activité-n'ny olombelona. Actifs izany ny olombelona. Ka inona no olana hoà?

Ny olona mamokatra, fa isika gasy no tsy mamokatra, dia himenomenona fotsiny eo isika! Fa tsy ny olona miasa indray no hasaina ajanony ny asany. Andron'ny charbon sy ny petrole izao, dia any no olana. Fa rehefa ho avy ny andron'ny nucléaire (efa manomboka), dia zava-kafa indray no ho olana. Halahelo ny effet de serre indray aza isika am'zany.

Ity izao tontolo izao ity, de toute façon ho simba foana noho ny activités-n'ny olona. Ka izay miasa betsaka izany no hi-profiter betsaka kokoa an'ilay fiainana. Io koa tsinona izay tsy lotoinao lotoin'ny hafa foana raha misy vola ho azy. Samy te hanampatra izay mahavita, nefa samy mifampisakantsakana, dia mody mba hoe kyoto a kyoto. Aleoko tonga dia mitsotra ohatra ny amerikana kle!

Fa avy eo koa ange ny évolution mitohy foana raha araka ny teoria e: manjavona ohatra ny dinôzôro isika, fa espèce hafa izay mahatanty an'izay indray no hanjaka eto amin'ity tany ity. Dia inona anefa no olana amin'izany?
7. Fanja1 ( 03/06/2006 14:09)
ka tsy hanao effort zany hitsonjovana an'ity tany ty lapino? efa hita fa sika olombelona no manimba azy, samy mahalala zany daholo mais bon on s'en fout koi, zay lalany any lalany ve.? tsara be ilay raisonnnement, indrindra raha otran'i lapino sy ny amerikanina daholo:(:(:(:(:(:(:(
8. Herimiafina ( 03/06/2006 14:24)
I Canada tsy mety manaraka ny protocole de Kyoto izay lazaindry zareo fa UTOPIQUE hono!
9. kally ( 03/06/2006 16:51)
Ka izay mihitsy mantsy hoy aho ry Herimiafina sy Lapino.Io raha te-hanova zavatra dia ny tsirairay any an-tranony no miezaka manova fa tsy izao protocole soniavina rehetra izao no hanova zavatra akory.Raha tena te-hiaro ny tontolo iainana ny mpanasonia ny protocole de Kyoto, tokony raràny tsy hisy voalohany ao amin'ny fireneny ny zavatra jetable toy ny swiffer a hoe, lingettes e! ets ets.
10. cutie ( 03/06/2006 17:26)
miobon-kevitra @ kally:P
11. lapino ( 03/06/2006 17:54)
Fanja1, efa io tenenin'i Kally io: Tsinjovy ny tenanao, tsinjovy i Madagasikara, Tsinjovy ity tany ity :wink:
12. Fiffi ( 03/06/2006 21:18)
kally:

Ka izay mihitsy mantsy hoy aho ry Herimiafina sy Lapino.Io raha te-hanova zavatra dia ny tsirairay any an-tranony no miezaka manova fa tsy izao protocole soniavina rehetra izao no hanova zavatra akory.Raha tena te-hiaro ny tontolo iainana ny mpanasonia ny protocole de Kyoto, tokony raràny tsy hisy voalohany ao amin'ny fireneny ny zavatra jetable toy ny swiffer a hoe, lingettes e! ets ets.
Kally: mora ny miteny hoe ny any an-trano aloha no mihezaka fa raha tena jerena le izy de ireo entreprise mamoaka izao gaz ratsy rehetra izao anie no tena manimba eh! ireo pollution !! ka raha mba hahenany koh ireny ? :roll:


13. cutie ( 03/06/2006 21:22)
: Fiffi [ Valio ] 04-06-2006 02:18:17
Lohateny : Re : AUGMENTATION DES ÉMISSIONS DE CO2 DES PAYS RICHES EN 2004
Hoy i kally:

Ka izay mihitsy mantsy hoy aho ry Herimiafina sy Lapino.Io raha te-hanova zavatra dia ny tsirairay any an-tranony no miezaka manova fa tsy izao protocole soniavina rehetra izao no hanova zavatra akory.Raha tena te-hiaro ny tontolo iainana ny mpanasonia ny protocole de Kyoto, tokony raràny tsy hisy voalohany ao amin'ny fireneny ny zavatra jetable toy ny swiffer a hoe, lingettes e! ets ets.

Kally: mora ny miteny hoe ny any an-trano aloha no mihezaka fa raha tena jerena le izy de ireo entreprise mamoaka izao gaz ratsy rehetra izao anie no tena manimba eh! ireo pollution !! ka raha mba hahenany koh ireny ?

Fiffi, hiandry an'reo entreprise reo zany ndry fa tsy mba hanao ezaka akory?
Tsy aleo ve manao ze vita kely toy zay hijery fotsiny sy himenomenona eo .:wink:
14. Fanja1 ( 04/06/2006 04:50)
cutie sady mimenona no manao ka:P
15. Fiffi ( 04/06/2006 09:13)
cutie: jereo @ fo sy saina tsy miangatra kosa an! diniho kely daholo ireo produit ao an-tranondry ao ! de tanisao hoe iza no tsy polluant ok ?
16. Herimiafina ( 04/06/2006 13:46)
Ny cout de depollution koa tokony resahana.
Sady efa misy perte economika amin'ny depolution no mbola misy koa ny cout de depolution.
Iza no societe hanary vola eo e!
17. lapino ( 04/06/2006 17:25)
Ny mpanjifa no asaina manefa azy ka! Mbola hangalana tombony koa ny service am'zay. :)
18. cutie ( 04/06/2006 23:02)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-06-2006 14:13:46
Lohateny : Re : AUGMENTATION DES ÉMISSIONS DE CO2 DES PAYS RICHES EN 2004
cutie: jereo @ fo sy saina tsy miangatra kosa an! diniho kely daholo ireo produit ao an-tranondry ao ! de tanisao hoe iza no tsy polluant ok ?

manin tsy ny ao an-tranon-jy no dinihina, de refa polluant,de nanin no novidiana:-D:-D:-D:-D
19. mandrindra ( 05/06/2006 13:32)
:-D:-D:-D:-D
20. Fanja1 ( 07/06/2006 05:51)
cutie de sahy milaza ve nji io fa njy tsy mampiasa désodorisant , ny lingettes jetable sns reny e? samby ny tsirairay no tokony hijery fa tsy we ranona na ranona e
Fiffi, hiandry an'reo entreprise reo zany ndry fa tsy mba hanao ezaka akory?
Tsy aleo ve manao ze vita kely toy zay hijery fotsiny sy himenomenona eo .

de maninona zao raha tsy mifamely , fa miteny fotsiny we "OK" aoka samy hijery aza e...
tsiky de ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1657