dispensaire prive

1. ikalakintina ( 08/05/2006 20:45)
so reto nareo mba mahafantatra ong afaka mi parainé na manampy dispensaire privé atao any dago,indrindra mamatsy ara pitaovana sy fanafody mba ahamora ny vola alohany olona, mba valio ze mba manana hevitra misaotra indrindra
2. Fiffi ( 09/05/2006 03:22)
mamatsy ara pitaovana sy fanafody mba ahamora ny vola alohany olona
efa nahita fangatahana mitovy @ zao aho nefa tonga de nolavina satria hoe nahona no fanampiana no hatao nefa hasaina mandoha vola indray ny olona avy eo ? zany hoe vonona hanmapy phatra ny croix rouge , ara-pitaovana , sy ny fanafody , hanampy izy ary maimaim-poahana io fanampiana io nefa rehefa azon'ny ireo mpangataka ilay izy dia tsy omeny gratos ho an'ny olona fa handohavambola indray . Ohatrany tena tsy logika kosa aloha ilay izy an ! hanampy ilay dispenséra maimaimpoana , manomé fitaovana fy fanafody nefa tsy hanampiana maimaimpoana fa handohavambola ?
3. ikalakintina ( 09/05/2006 08:46)
ka le izy anie fiffi, le fanafody sy le fitaovana eo ihany, fa mandoha ofatrano le olona sy ny karaman'ny mpitsabo e!, raha tsy oe omen le mi parainé ny karama sy ny ofatrano de tena sur fa gratos doly ny zavatra retra, fa itanjy le izy vo zavatra oeritreretina atao nefa ny depart tsisy mitsys, en plus refa manangana zavatra oatr'ireny ono de anontanian'ny any am fanjakana oe oatrinona ny consultation alainao am olona, ect de zay!, fa misotra aloa tam le croix rouge fa nde jerena so de mahasoa an le namana e!, merci fiffi an!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. Fiffi ( 09/05/2006 10:53)
ikalakintina: marina akia ny andry an! ireny cgarge rehetra ireny dia tsy mba misy mijery akory ! fa tena efa nisy cas tahaka an'io mihintsy akia hitako an! fa azo jerana hiany fa misy association akia tena mikarakara an'io an! Fantatro zao fa le any Ambohibao de mahazo fanampiana ry zareo @ fanafody .:):-*:-*:-*:-*:-*
5. kitjo ( 09/05/2006 13:17)
sali dol

jereo ong-madagascar.org....ao @ forum enao afaka manoratra ihany koa na mijery discussion ao fa betsaka no interesses @ io. ..fa vahiny daholo dommage!
manana ONG aho fa efa misy projet voafaritra sady resaka education fa @io site enao mahita tsara ny categories isan-karazany.
6. ikalakintina ( 09/05/2006 18:40)
merci kitjo, fa de jerena toko mo io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372