mbà raiso ny andraikitra re ry fivondronana o!

1. 4mimananelatra ( 31/03/2006 13:59)
Angamba raha tsy ny gazety toy itony mihintsy no milaza fa tsy mandray andraikitra ny fivondronana izay baikoin'ny filoha Ravalomanana vao mino ianareo rehetra ,mampalahelo ny zava-misy eto aminay fa dia efa tsy rariny matoa mitaraina e!
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=41987&r=13&d:2006-03-31
novalian'i cutie ny 11/04/2006 17:58
2. 4mimananelatra ( 31/03/2006 14:04)
toa tsy nisokatra fa ity angamba no metimety kokoa
http://www.lexpressmada.com
article nivoaka androany izy io
dia eo @ ilay société misy article momba an'ANDRALANITRA
3. rasah ( 02/04/2006 11:12)
iaraha-mahita ny fako eto e, tena tsy zaka intsny:cry:
4. kally ( 08/04/2006 06:52)
Fakon'iza moa ireo?? Ary raha terena indray moa n olona samy handoro ny fakony ka efa samy handoto ihany. Sa tezitra be amin'izany heviro izany ianareo?
5. Herimiafina ( 08/04/2006 21:52)
4mimananelatra:

Angamba raha tsy ny gazety toy itony mihintsy no milaza fa tsy mandray andraikitra ny fivondronana izay baikoin'ny filoha Ravalomanana vao mino ianareo rehetra ,mampalahelo ny zava-misy eto aminay fa dia efa tsy rariny matoa mitaraina e!
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=41987&r=13&d:2006-03-31


Fa inona no hidiran-Dravalo amin'ny fivondronana e? Misy olona tompon'Andraikitra amin'izany ao! :@:@
6. cutie ( 11/04/2006 17:50)
toa mba efa madio hono any Dago zao raha ny fahenoko azy. Marina ve zany?:roll:
7. Herimiafina ( 11/04/2006 17:56)
Izao aloha izany fa ny ampitso tsy hay satria ny fako tsy vao izao no niforona, ahan :@
8. cutie ( 11/04/2006 17:58)
ndana mody ry HM manadio ny tanana a:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.452