MADAGASCAR ANATIN'IREO FIRENENA 17 HALEFAHINA TROSA

1. zandikely ( 28/03/2006 23:15)
Enga anie ka tsy hisy hieboebo eo indray ny mpanao Politika fa olona tsy mahavita trosa izany tokony ho menatra.

WASHINGTON (AFP) - La Banque mondiale a approuvé mardi l'annulation de la dette de 17 des pays les plus pauvres de la planète pour un montant total de 37 milliards de dollars à partir du 1er juillet prochain, a annoncé un porte-parole de l'institution.
Le conseil d'administration de la Banque mondiale, qui représente les 184 Etats membres, a donné son feu vert à cette annulation, accédant ainsi à la demande du sommet du G8 de l'été dernier sur l'annulation à 100% de la dette des pays les plus endettés.


Mardi, les administrateurs de la Banque mondiale ont approuvé un ensemble de mesures qui vont permettre la mise en oeuvre de cette annulation à partir du 1er juillet et étaler sur 40 ans, des sommes dues à cette institution. Elle s'accompagne d'un mécanisme de compensation dit "dollar pour dollar" destiné à préserver les capacités de la Banque mondiale à financer pleinement des projets de développement.

Les 17 pays éligibles bénéficiaient déjà de l'initiative d'allègement de la dette en faveur des pays pauvres très endettés (PPTE) instaurée en 1996 par la BM et le Fonds monétaire international.

Ces pays sont le Bénin, la Bolivie, le Burkina Faso, l'Ethiopie, le Ghana, le Guyana, le Honduras, Madagascar, le Mali, le Mozambique, le Nicaragua, le Niger, l'Ouganda, le Rwanda, le Sénégal, la Tanzanie, et la Zambie.

novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:00
2. lemenakely ( 29/03/2006 07:17)
misy contre -partie ireny fa aza manantena hoe alefahana fotsiny @ izao ny trosa an!!!
3. Herimiafina ( 29/03/2006 20:43)
Ny contre-partie dia ny Fananganana ny Fond IPPTE na ny Initiatives pour les Pays Pauvres Très Endetés.
Inona moa io fa famaizana ny fanjakana mba hamerimbola amin'ny hendriny hafa fotsiny.

Ohatra:
Nindrana 1000 ianao misy zanany 10%
Taona voalohany lasa 1100 ny trosanao.
Taona fahafolo, efa mihoatra ny nindraminao tamin'ny voalohany ny zanany manaraka azy tokony haverina.

Effacenebt de la dette= Ilay 1000 nindraminao tamin'ny voalohany no nofafana fa tsy ilay zanany izay mbola mihoatra an'io 1000 io.

Io zanany tokony haverina io no hananganana ny F-IPPTE ka ny Fanjakana miaraka amin,ny coopérants maromaro no mi-gerer io vola vaovao io, hanaovana projet de developpement.

Lany karaman'ireo cooperant sy hividianana fitaovana (4X4, materiels, materiaux de construction, sns) avy any amin'ilay tany namotrotra ny dette ihany io IPPTE io.

Izany hoe "raha tsy tafaverinareo ny volanay dia vidio farafaharatsiny ny entana amidinay aminareo".

Raha namafa ny 1000 anjarany ao anatin'ny trosan,ny malagasy LaFrantsa ohatra dia ny zanany mifandray amin'izay hanakaramana Chommeur avy any frantsa alefa hiasa any dago, sy hividianana 4X4 Frantsay sy fitaovana Frantsay.
Ny Balance de paiement an'i Lafrantsa izany no mahazo ny tombony, hehehehehe=))=))
4. Herimiafina ( 29/03/2006 20:47)
Olana manaraka: aiza no hahitan,ny fanjakana ilay vola (zanany) hananganana an,io F-IPPTE io, ny malagasy ity toa tsy misy mandoa hetra fa tezitra amin,ny fanodinkodinana sy ny fiangarana ny mahitahita tsy mandoa hetra.

Tsy resaka "evasion fiscale" itsony (io mantsy ara-dalàna raha resaka fintantanana) fa tena lasa resaka absence d'apurement fiscale fotsiny izao.

Hany ka, mangataka ny fanjakana, avy eo ny fanjakana efa mangataka no mbola hangatahana dia ny eo ihany no miverina! :P
5. 4mimananelatra ( 01/04/2006 13:56)
Lany anaovan-Dravalomanana investissement ho an'azy sy ny zanany ni vola e!vous savez le prézida il est fiér de dire que ses enfants sont milliardaires comme lui!!
Matoritoria ihany re Ramalagasy o!
6. sonwin ( 01/04/2006 14:47)
mba miezaha ohatran-dRavalo e, normal izy raha hirehareha koa, mpivarotra yaourt miaraka amin'ny bisikileta kosa ve no niatombohany! mba miezaha sahala aminy e, ireny no atao hoe modelin'ny fahatafitana vokatry ny ezaka sy ny asa. Nareo lany andro marary fo eo mahita ny hareny mitombo.
7. Fiffi ( 01/04/2006 15:00)
hoy 4mimananelatra
Lany anaovan-Dravalomanana investissement ho an'azy sy ny zanany ni vola e!vous savez le prézida il est fiér de dire que ses enfants sont milliardaires comme lui!!
Matoritoria ihany re Ramalagasy o!
:roll::roll: inona ary ity ? mba mahita lazaina koa ianareo an! mandehana mba miasa tahaka azy eh! nisy ny hatsembohany tao nahazahoany fanana , ary raha milatsa-tsemboka koa ianao dia hilaza hoe "je suis fièr que mes enfants sont milliardaires" sa ahoana ? andramo anie eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871