Raha amiko izany dia hoe aingam-panahy mitovy tadin-dokanga sy fomba fijery hafa e !
Raha amiko ilay anakiray indray dia hoe fotoana nohararaotina namoahana ireo fiteny tsy sahintsika avoaka sy ambara amin'ny fomba ofisialy !!!
Raha izaho ilay iray indray dia tonga dia hoe revy degany e !
Raha izaho ilay iray indray dia hoe io ilay atero ka alao e !!!
Raha izaho ilay iray indray dia hoy aho hoe : lalina e ,
fa dia izaho foana koa ve nefany fa maninona raha mba milaza ny heviny ny hafa e !