Orchidée noire.

1. Herimiafina ( 14/03/2006 18:23)
Tena misy ve izy io e? Maro mantsy ny olona avy any amin'iny faritr'i Moramanga iny no henoko milaza azy io. Raha tena misy de tena maintimainty marina ve?
novalian'i ratahx ny 17/05/2006 11:28
2. Fiffi ( 14/03/2006 19:39)
Raha any Moramanga izany aloha mbola tsy naheno an'io aho raha tsy vao izao an! fa aty kosa aloha dia efa nahita aho fa tsy maintsy zany fa bordeaux foncé ary tena foncé be mihintsy fa tsy takatrin'ny aina ny vidiny .:(
3. Veloo ( 15/03/2006 02:24)
za mbola tsy nahita:(
4. ratahx ( 17/05/2006 11:28)
Rehefa mahita nareo de mba lazao hoe ny nom scientifique-ny eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831