SOIREE RECREATIVE

1. BEBENZ ( 22/02/2006 19:24)
TIA MILANONANA VE IANAO(NAREO)???
novalian'i zaihany ny 20/04/2006 12:24
2. Fiffi ( 22/02/2006 21:57)
wayyyyyy!! zany ve dia anontaniana ? tena tia tokoa moa izany an! :)
3. kanja ( 23/02/2006 06:51)
sakaizan'ny alina sy ny tavoangy
4. vatosoa08 ( 23/02/2006 10:10)
f'angaha ny lanonana tsy maiontsy izany
5. ari.malala ( 23/02/2006 12:10)
Eny raha misy olona mahay mitendry gitara sy clavier hihirana ary koa kaly analàna ny alina :-D:-D
6. mamzelkely ( 23/02/2006 12:44)
wayyyyyyyy fa aôna ts tia lanonana eeeee:°)
7. soupie ( 23/02/2006 13:05)
EH,aiza de roviana e?Za aol partante e, fa mba ataovy matotra moa e,zany ry reto a
8. aporatiana ( 25/02/2006 19:38)
BEBENZ:

TIA MILANONANA VE IANAO(NAREO)???



hevitra tena tsara ny anao, satria nyzanako dia mpilomano ary tena hahafaly azy izany, aza adino raha mba misy tokony atao amin'izany
9. zaihany ( 20/04/2006 12:24)
inona le izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2335