Odyssee de la vie

1. hery ( 02/02/2006 10:17)
Nareo ve nijery an'ilay Odysée de la vie tao amin'ny France 2 tamin'ny talata? Iny angamba no sarimihetsika hitako nampiseho tsara indrindra ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo.

Ho an'izay tsy nahita dia misy sary vitsivitsy azo jerena eto ambany

http://www.linternaute.com/science/biologie/diaporamas/06/odyssee-de-la-vie/1.shtml
2. Fanja1 ( 02/02/2006 12:03)
za hery nijery... tena mahavariana an... mamporisika anareo hijery koa za fa tena waouhhhhhhhhhhhhhhhh
3. diamondra27 ( 02/02/2006 16:10)
'za aloha tena nakafy e!
de refa latsaka le zaza de tena faly sady nanao ouf le maman hoe: 'zay vita ...
4. fasaly ( 02/02/2006 17:05)
zà kou nahita fa na ny zaza mbola tsy manatsiny aza mba ému(e)s kely dooly nahita ny sary tao .
5. lapino ( 02/02/2006 19:33)
Za koa nijery (fa tsy hitako nitohy hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany le izy), fa danzz be ilay images de synthèse an! Mahery ry zalahy e! Fa na izany aza misy tsy ampy réalisme kely ihany, ohatra ny efa mahay mihetsika be izany ilay zazakely mbola ao an-kibo, dia efa articulé be ilay tanany! :wink:

Manazava zavatra betsaka aloha ilay izy, milay be ny fiaingany. Ny tsininy fotsiny dia lasa be santimaka loatra any anatiny any! Atao ahoana moa fa vehivavy no mitondra an'ilay zaza, odysée de la vie daholo izany :wink:

Fa tsara ilay izy ka! :)
6. mbositra ( 02/02/2006 20:02)
:°)la tête du père
7. fijo ( 02/02/2006 20:09)
hay ve nareo tany koa nahita an'iny rahery an,tena milay an.
8. Fiffi ( 03/02/2006 07:32)
tsy nahita an'io aho fa hisaorana an'i hery aloha nandefa an'io eto e! tena nahatsiaro mafy ny fiandrasana ny zaza ho avy.:)
9. vegas ( 09/02/2006 01:06)
Hisy bevohoka ato ho ato zany fa ty aho eto :P
10. felampaiso ( 17/02/2006 06:24)
Resy lahatra aho rehefa nampitaha ilay izy tamin'ny voalazan'ny SALAMO 139 !
11. ravakamalala ( 20/02/2006 11:40)
tsara be io horonan tsary io, za alou tena variana e! maha tonga saina hoe tena manana andraikitra goavana mihitsy ny vhv amin ny fiforonan ilay zaza, satria betsaka ny zaatra ataon ilay reny no miantefa any amin ilay zaza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1126