Nankaiza ny tondrom-peo gitara?

1. hery ( 11/12/2005 18:52)
Ao amin'ny site-n'ny tononkira eto amin'ny serasera dia azo ampidirana tondrom-peo gitara... raha ohatra ka tsy mbola nahita isika dia azo jerena ohatra ny fomba fitendry ny hira Pilofasy an'i RahKicky http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/tab&id=145
Afaka mampiditra tondrom-peo gitara daholo izay mba te hizara ny fahaizany kely ho an'ny hafa.
Efa elaela ihany mantsy tsisy nampiditra.
2. Herimiafina ( 12/12/2005 21:13)
Tena tonga de RaKiky be no hira hitako tao klé. :wink:
3. jennifer2 ( 12/12/2005 23:10)
Efa hita hoe, pilofasin-drakiky no ao, ary enao tsy mamaky tsara an! de ampidiro koa ny feon-gitaranao e!
4. Herimiafina ( 12/12/2005 23:15)
An3, namaky tsara zah kah, fa tonga hoa de raKiky be no hitako tao e, vao mahita naotina gitara zah de ileiry no hitako.

Fa mitovy amin'ny guitare-pro le fika an, hehehe:-D
5. jennifer2 ( 13/12/2005 01:16)
Za aloha tsy mahay ny hiran-dRakiky de tsy haiko e!
6. mimiso ( 14/12/2005 04:21)
ka tsy io ve hiran'izy sy El-Safira klé
7. fijo ( 14/12/2005 04:32)
za koa te hanao pilofasy kle
8. tsìíresy ( 25/04/2018 18:44)
fa ahona Zala no mapiditra any le noty ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4689