anjekaky oo !!

61. akamatiana ( 09/12/2005 19:18)
:-D:-D:-D:-D anjenestônaouuuu eeeuuuuu!
62. dadabe ( 10/12/2005 01:55)
veloo mividana aloha labozia " maronjana " :-D
63. Veloo ( 11/12/2005 00:08)
dadabe a inn zany maronjana...:^):^)
sonwin tsy ato izy ihany no mba manoro ahy ny marina aiza enao ry mopera aaaaaaaaaaaa:-D:-D
64. dadabe ( 11/12/2005 01:39)
veloo > anjekaky oo fa angaha nidina mopera i sonwin ??? efa papa ve d lasa mopera anjekaky oo :{:^)
65. Veloo ( 11/12/2005 16:04)
dadabe oujyyyyyyy ka izy no nanamasina atsika knou tsy mopera ve zany:-D:-D:-D:-D
66. dadabe ( 12/12/2005 08:07)
ny mopera anie ry cherie mbola ambanin'ny papa e,donk nidina izany izy fa tsy niakatra ,d i mamz...izany ahoana??:-$
67. Veloo ( 12/12/2005 16:52)
dadabe mama ve? :-D:-D:-D:-D:-D
68. dadabe ( 15/12/2005 02:14)
ie i mama :-D:-D
69. sasa ( 15/12/2005 15:40)
dadabe hi hihi hihihi hi arahako foana elah d ahoana amzay? :-D:-D:-D
Veloo mividiana hono labozia kou:-D:-D:-D:-D
70. Veloo ( 15/12/2005 16:21)
mama sy papa :-D:-D:-D:-D aahannnnnn:-D
sasa a tssssssssss njy ko medala miaraka @ dadabe ao :twisted:
71. dadabe ( 17/12/2005 04:54)
veloo chuut!!

sasa > raha sipa izy dia aleo fa hivadika any amizay zany zah kle
(tsy mandeh injay le sary kely)
72. Veloo ( 18/12/2005 03:02)
dadabe efa fantatro ka:-D^^:-D
73. dadabe ( 18/12/2005 08:42)
ny inona no efa fantatrao ry malala ???
74. Veloo ( 19/12/2005 15:59)
dadabe a i papa sy mama ka :-D:-D:-D
75. sasa ( 20/12/2005 14:26)
Veloo sy dadabe tsy mazava mintsy le tianareo hambara an!:-D:-D:-D:-D
dadabe raha sipa ahoana fa tsy mazava mintsy?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4677