MITADY TRANO

1. nirvana ( 12/10/2005 13:09)
Slt o! so dia mba misy mahita trano ahofa kay azfdy ? Ao @ ireto quartier reto: Ankadifotsy, faravohitra, Antaninandro, Ampandrana, Ambondrona. Misy jiro misy rano.
Loyer max: 450000 Fmg na 90000 Ariary
Ra misy dia mba alefaso ato @ Serasera ny tolotra, na atsoy ny 0331179434

Misaotra mialoha o !
novalian'i tranotovo ny 24/04/2017 09:47
2. Herimiafina ( 12/10/2005 18:06)
Jerevo eo amin'ny IVF44 fa ao toa feno haofa zay, le eo akaikin'ny Kolejy Andrianarisoa Ambatomitsangana, ampitan'ny Bodo production io, misy zoridira de somary midina tohatra kely.

De jerevo koa eo akaikin'ny Baravy ankadifotsy fa toa misy koa, tsy haiko na efa lasa na tsia.
3. Herimiafina ( 16/10/2005 19:52)
Tandremo fa be mpanendaka be any an. :-D:-D:-D:-D
4. annie ( 27/11/2005 00:13)
le ao @ ilay trano misy matoto io ve? maty ao fa aza mba manofa ao
5. tranotovo ( 24/04/2017 09:47)
Miarahaba ny namana rehetra.

Mbola manahirana ny mitady trano amin'izao fotoana izao raha eto Madagascar, indrindra fa eto Tana. Ito misy tranokala manokana ho an'ny fitadiavana trano ho an'izay mbola mitady: tranoahofa.com

Efa misy koa ny appli Android ho an'izay liana.

Finaritra daholo tompoko!
Tovo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0822