manahoana daholo e!

1. Achia ( 05/09/2005 08:29)
vao voalohany aho izao no mba manoratra ato @ ity ka tena faly sy hafak(andro tokoa
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:08
2. bichette ( 05/09/2005 08:44)
:-* tonga soa o !
3. hery ( 05/09/2005 08:55)
zah kou miarahaba an'i Achia... dia mahazoa izay ilaina e.
Aza adino fa be da be ny zavatra hita eto amin'ny site
namana, forum dia misy tononkira sy tononkalo kou ary fihainoana hira na RadioVazoGasy
4. Fanja1 ( 05/09/2005 11:24)
tonga soa Achia... de ataovy zay mety e!
5. lanto ( 05/09/2005 11:59)
Akory anao Achia :)
6. moi ( 05/09/2005 12:09)
Dia hiraintsika ilay hira Kaiamba hoe :
Akôry hatôko anao Achia
7. Fanja1 ( 05/09/2005 14:15)
moi:D
8. Veloo ( 06/09/2005 14:41)
tongasoa eto Achia o:-*
9. sonwin ( 06/09/2005 14:55)
Toraka sali
10. Nickovy ( 09/09/2005 06:38)
Benvenu Achia de aza mandalo fotsiny eh! miandrty vaovao agnay!
11. bozimanga ( 29/09/2005 13:08)
tonga soa achia dia mazotoa miala voly eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6469