OPERATION SOUPE NAMANA SERASERA

1. naritsimba ( 14/03/2005 11:26)
Ny Fikambanana namana.serasera eto Antananarivo dia mikarakara "OPERATION SOUPE" mba ahafahana manamaivana ny namana tsirairay @ ireo hetsika rehetra izay ataontsika, sy karaintsika.

Koa manasa antsika namana rehetra handray anjara @ izany.
-Ny fandraisana anjara dia 15 000 fmg na 3 000 Ariary.
-Ny toerana dia eny @ Restaurant LA PACIFIQUE 67ha Sud akaikin'ny arrêt bus 133.
-Ny fotoana dia manomboka ny 1 Avril ka hatramin'ny 17 Avril 2005.


Ny fanasana dia azo raisina @ ireto namana ireto:
glou, notron, voahirana, herylo, mimich, Mcz, naritsimba, arimalala, capitou, ravatorano, bainah, blackman, manjamanja, six, azo atao ihany koa ny miantso ireto phone ireto: 033 11 30733, 032 04 13886

Dia manantena ny fandraisan'anjarantsika namana rehetra.

2. ursullas6 ( 15/03/2005 05:56)
mba misy afaka hanampy ahy @ io ve raolona fa tena te hanao étude moba an'io aho ?
3. Angie ( 16/03/2005 17:29)
Za zao mba te handray anjara nefa zahay 19 Avril vao tonga any Dago dia ahoana?
Bon app aloha na izany aza e :D
4. notron ( 18/03/2005 16:17)
Ange> azo anaovana ommande spéale enao raha tonga fa aza matahotra
ursullas6> Etude momba ny fihinana lasopy ve?
5. glou ( 21/03/2005 15:55)

salut daolo an!,

misy diso ilay numero!
6. manonofy ( 25/03/2005 12:15)
dé inn lé numéro tena izy zany ?
7. PATOU ( 28/03/2005 08:03)
glou:


salut daolo an!,
Firy lay n° ary é! Tsy aleo ve miaraka daholo @zay dia




8. naritsimba ( 31/03/2005 09:29)
032 04 168 86
033 11 307 33

ireo le izy e!
9. nariela ( 01/04/2005 09:43)
O ry reto a,za vavao de tsy mahalala anareo menakavy! aiza n'ahitako anareo sy hahafantarako anareo!za tsy manana phone, manana moa fa ts manan kredi n tena marin e de ahoana a zany!!!! :lol: :D
10. hajaneo ( 01/04/2005 18:27)
mazotoa daholo ho an'IZAY TENDAKANINA
11. banga ( 06/04/2005 09:11)
salut!

Miantso ireo numéro 2 ireo za nefa tsy misy azokou.
Za nefa mba te handray anjara mavitrika @ izy.
Ny blem mantsy de za aty Toamasina fa misy boay keliko tokony hi-soupe any Tana , ka ahoana no fomba andefasako ny volanareo; zany hoe tiako alefa taxi brousse ohatra ny fanaoko rehefa mandefa vola any tana za saingy ataoko @ anaran'iza?
mANANTENA VALINY HAINGANA avy aminareo e

Mametraka veloma de mazoto homana e
12. Zozo ( 11/04/2005 17:49)
de ina no fanampi'ilay soupe? sao de lasa rano fotsiny ny raha ka manjary mivalan-drano eo. ts aleo ve mba asiana ventiny!
13. mozart ( 13/04/2005 17:50)
nariela< tsara aminao miantso anah mivantana de tafaraka tsika e! Mr Rija 2256277
14. isambilokely ( 24/04/2005 03:54)
Sao dia mba ARNAQUE ihany koa ity ry zareo anh ?
De mankaiza ny vola avy eo ?
Mivantana any am-paosin'ny lehibe ve ?
Ouaieeeeeee ô !
Misy efa lalin-tsaina eto anh.

:lol:
Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
15. naritsimba ( 28/04/2005 12:06)
isambilokely> tsy haiko na ahoana ny fiheveran'ise anay, matoa izahay manao an'io, fa raha te hahalala ny fandaniam-bola dia tongava manatrika ny fivoriana na ny fihaonana ataonay fa aza faly manakiana fotsiny, sady tena ilaina ny hevitr'ise, izahay ange efa tsy miafina intsony eh, azon'ise hatonina daholo ny namana rehetra eto Antananarivo.
Raha mahay manaova, dia ho hita eo hoe mandroso ve ny zavatra ataon'ise sa mihemotra.
NARITSIMBA
16. sipagasy ( 01/05/2005 20:21)
hihihihi eisy e! ry isambilokely e!!!! mahagaga anie fa dia toa tamàna ato aminay ianao e!!!! mbola tsy vita angaha ilay sitenao sa tsy mbola nisy nitsidika?? hihihihi azafady ry isambolokely fa taolana ihany ny nify ka mihomehy annnn, mba tena tiako ho hay mihintsy ny tsy zakan'i isambolokely ato @ serasera nefa dia ato ihany izy no mitsikera hihihihih misaotra anao aloha fa mba misy ihomehezana ny havenjananao e! hihihihih


Ahoana moa hoy ianareo avy any US izay ry isambilokely????take time to be friendly????? miala tsiny aho fa tsy haiko ny dikan'io e! mba ataovy @ teny gasy ihany na dia argot aza e!
17. isambilokely ( 03/05/2005 05:04)
Sipagasy koa be vazivazy indray androany sady efa lasa namako be. Tsy hoe tamana fa manabotsina oron'olona eto no tena mission atao. Ilay manala azy. Tena mahafinaritra be anie ny mahita ireny olona misendoatra amin'ny resaka virtuel eto io sy Sipagasy.

Efa film nandeha io take time to be friendly, toy ny hoe oups ihany io efa ela no nandalo teto ilay olona tena nampiasa an'io dia izao misy mindrana indray.

Ataoko hoe Youpiiii ndray ny ahy ry sipagasy.
Mbilo
:lol: Youpiiiiii
18. isambilokely ( 08/05/2005 03:10)
lasoupy tongoutsomby sa soukrilll sa sinoazy le atao klo ry Naritsimbakely ?

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1968