Tsy nihetsika intsony :-)

1. xxx ( 21/01/2005 18:28)
Tsy nihetsika intsony ity lohahevitra ity satria lasa any amin\'ny
- momba ny takelaka
- fety sy fihaonana
ny tetik\'asa sy vinavina

hery :-)
2. lanto ( 21/01/2005 18:51)
Nahoana raha atambatra aza izay azo atambatra ?
3. ikaretsaka ( 21/01/2005 23:18)
nga raha FETY sy FIHAONANA dia tetik\'ASA?
Raha izany manko de tena mety hilay manko raha hoe miasa rehefa mifety! misotro bebeksa ery ambody hazo izany ialahy dia mijery ny namana sasany mitendry gitara sy mandihidinhy de mihinan-kanina de afaka considerena hoe mikandra be!
:roll:
4. hery ( 22/01/2005 17:06)
arosoy ary ny tetikasa sy vinavina
5. lanto ( 22/01/2005 17:49)
hé hé ikaretsaka an !
6. ikaretsaka ( 22/01/2005 23:56)
tairo atao serieux ary.. maninona moa ny diaspora raha manao \"association sportive namana serasera\" e? dia manao @ ireny RNS ireny ohatra? raha hoe tsy afaka mmikotrana isika dia azo atomboka any @ boules ilay izy ohatra dia samy mikotrana any amin\'ny misy azy aby any dia mifanataka fotsiny hoe i anona mi tir de i anona mi pointy.
RY samoina sy ry fijo mo efa nisantatra azy t@ herintaona fa afaka atao milay io dia mba ekipa solida @ ity ..
sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002