Lalana velona

1. damaopa ( 15/12/2004 06:54)
Aza mijangajanga, aza mandainga, manajà ny Ray sy Reninao mba ho ela velona ianao
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:42
2. fanja1 ( 15/12/2004 07:10)
damaopa! et?
3. mihanta ( 15/12/2004 18:15)
d ahoana reny mpangalatra gaigilahy nefa ela velona reny nefa ela velona
4. fijo ( 15/12/2004 20:38)
dia ahoana i ratsiraka.sa arakaraky ny halatra vita no maha ela velona
5. mihanta ( 17/12/2004 07:26)
ny zavatra hitako tokou d matetika ny oul tsara fanahy foana no modimandry alou
6. dezy ( 18/12/2004 10:57)
aleo henjehiny jolahy toa zay henjeheny \"heritreritra\"ela velona reny mpangalatra reny fa tsy manana fasambarana satria tsy mandry ny fisainany ,isakiny misy mandona eo ambaravarana ,sao de prà aza zay
7. fanja1 ( 19/12/2004 16:16)
mihanta satria hendry ry zareo de mendrika sy miadana any an paradisa, de ny ratsy fanahy mijanona mijaly eto e!!!!!!!! :-D
8. chipie1 ( 19/12/2004 20:43)
de oe aza mamono oul kou ry damaopa adinonao...
9. sipagasy ( 20/12/2004 21:01)
mety ho marina ihany ny lazaindry ry zolie fanja kannn hhihhihi :)
10. fijo ( 30/12/2004 23:10)
ndao hanao ratsy amin\'izay ela velona e
11. lilbon ( 15/04/2005 04:51)
damaopa a!refa mandainga v ,tonga d an @ afoB ref maty?d ref mijangajanga konkou v tonga d rats fanah? :cry:
12. iartistika ( 18/04/2005 18:30)
nga tena mijangajanga be mihitsy ny akama!??
13. fijo ( 15/06/2005 21:42)
aleo maditra le.amin'izay ela velona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2737