sakafo entina mandeha manao excursion

1. misoa ( 13/12/2004 18:51)
slt daholo
inona no sakafo entina manao excursion rireto a! tena matetika very hevitra mihitsy indraindray, nefa hitanareo ihany fa mifampijerijery refa any mba détaillé-o raha possible n,y préparation-ny a!
OK daholo
2. mihanta ( 13/12/2004 23:07)
hummm miankina am budget ihany io kalou,tsy azo atao mihoatra ny ohatrinn ny depense kalou
3. moi ( 14/12/2004 07:17)
Mitondra boisson hygiénique araka izay lany, raha manana glacière dia eo no fitondrana azy ; entrée légume atao (haricot vert, carotte râpée tena madinika, ...) dia any vao asiana ireny mayonnaise efa amin\'ny tube, na bocal, ny vinaigrette koa efa vita any an-trano fa any afangaro amin\'ny sakafo sisa ; charcuterie tsy mora simba ; tsy laoka henomby na saosisy fa mora mandry ireny, hafa tsy hoe manana irony camping gaz irony ; riz cantonnais dia miankina amin\'ny budget no fangarony, na zavatra azo hohanina amin\'ny mofo, na manao sandwich dia vita ; catless, boulettes, omelettes... efa amboarinao ihany ve dia hataonao ratsy ? Na trondro andrahoina koa, dia ataovy ilay ngedabe ireny ... azo ilaofana tsara ! Fruits nature no tsindriny dia vita.
Ianao mahalala raha ilaina ny sauce chili, piment voakarakara, moutarde, nuocmam, vovontsira ... siramamy sao adino !
Ny couvert koa ve tsy mba atao tsaratsara ?
4. chipie1 ( 14/12/2004 13:56)
ilay à jeter reny ny couvert de amzay tsy misahirana hihihi
5. fijo ( 14/12/2004 20:59)
raha za aloha dia karoty ,sy kebab no tiako e.dia dovay sy fromazy.
6. misoa ( 15/12/2004 16:28)
misaotra betsaka ho an\'ireo akama efa namaly c cool, raha mbola misy d mbola miandry
OK D mazotoa daoul d bonne fête
7. booboo ( 15/12/2004 16:41)
Mofo ( kebab, sandwichs...)dé tonga dé atao aby zé azo atao ao. sady tsy mandany fotoana refa tonga ny lera fikaliana no tsisy raha ampirimina tsony avy teo. Dé vera plastika, rano, sy serviette à jetter fotsiny sisa no entina dé sachet asiana fako dé vita. Tsy be korontana nefa koa tsy ambaka ny kaly hafa raha tsiro :°)
8. fijo ( 15/12/2004 21:06)
dia andraso ny lera fikaliana vao mihinana sao hoe ity eto efa vonona ka lasa ity an.
9. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:48)
izay kao tsy maintsy tandremana
10. ikaretsaka ( 19/01/2005 04:03)
raha tsy mahatandrina an\'iny de enao no mora noana voalohany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.201